Other News

« Festival des baleines » : mpizahatany 2 500 handrasana ho tonga

Sehatra isan’ny mampiroborobo ny fizahantany ao amin’ny Nosy Boraha ny “festival des baleines”. Mampifamatotra ny toekarena sy ny kolontsaina ny hetsika noho izy misintona mpizahatany sy mampidi-bola ho an’ny mponina any an-toerana. Anisan’ny mampalaza ny Nosy Boraha ny « festival des baleines ». Sehatra mampiray ny kolontsaina sy ny toekarena izy ity […]

INDRAY MIJERY

Manana toeram-pandraisana efatra ireo olona te hiala amin’ny fiankinan-doha amin’ny zava-mahadomelina Antananarivo ary vao niampy iray vaovao eny Itaosy. Eny Anjanamasina, ao amin’ny HJRB, eny amin’ ny Cenhosoa ary ao anatin’ny CHUSSPAnalakely. Fahadimy sy vaovao ilay vao notokanana teny Itaosy. Nahazo efitranon-tsekoly roa ny lisea Fiaferana, fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Avaradrano. Nifarimbona […]

ASIEF 2023 : efa mizotra tsara ny fikarakarana

Mizotra tsara, araka ny tokony ho izy, ny fanomanana ny fifaninanana nasionaly 2023, eo anivon’ny Associa­tion sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires (Asief). Vonona amin’ ny 80 isan-jato, amin’izao fotoana izao, ny fikarakarana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Asief, Andrianarison Jean Aimé (Jhone Love), ny sabo­tsy teo, nandritra ny famaranana ny […]

« Tournoi Inter ONG » : nanjakan’ny SOS Village d’enfants ny fifaninanana

Notanterahina tetsy amin’ny kianjan’ny St Michel Itaosy, ny sabotsy lasa teo, ny famaranana ny fifaninanana « Tour­noi ONG 2023 », taranja baolina kitra. Nanjakan’ireo ankizy taizan’ny fikambanana SOS Village d’enfants Vontovorona ny fifaninanana. Norombahan’ izy ireo ny amboaran’ny sokajy « Cadet », « Junior » ary vehivavy. Ho an’ny sokajy […]