Other News

Sakafo andavanandro : niakatra 200Ar ny kilaon’ny vary

Lany avokoa ny ankamaroan’ny tahirim-barin’ny mpamboly. Ankehitriny, niakatra 100Ar hatramin’ny 200Ar ny vidim-bary eny an-tsena. Tato anatin’ny andro vitsy, nahitam-piakarana ny vidim-bary eny an-tsena raha oharina ny tamin’ny volana jona. Manodidina ny 200Ar ity fiakarana ity ary voakasik’izany avokoa ireo karazam-bary rehetra eny an-tsena. Eny amin’ny tsenan’Analama­hitsy, vidiana 2 700Ar […]

INDRAY MIJERY

Mpampianatra 603 no nisitraka fampiofanana nanerana ny Ecole Normale Supérieur (ENS) efatra eto Madagasikara avy amin’ny tetikasa “Perform”, izay fiaraha-miasan’ny sekoly ambaratonga ambony ENS sy ny AUF ary vatsian’ny “Erasmus+”. Tanjona ny hananan’ireo mpampianatra fahaiza-manao amin’ny fampitana ny lesona amin’ny teny frantsay sy ny fampiasana ny haitao avo lenta. Nahazo […]

Taratry ny kanto

Nodimandry, teo amin’ny faha-58 taonany, i Laulo na Ramiandrisoa Ralimihanta Laurence. Mpiten­dry vata maroafitsoka fahiny tao amin’ny tarika Dillie, mpanao sary sy mpanao gazety anisan’ny nanokatra ny onjam-peo RLI, efa tao amin’ny gazety L’Express de Madagascar ihany koa. Ralimihanta no anarana nentiny tao anatin’ny fandaharana “Destination Madagascar”, RLI. Nahazo ny […]

Madagaslam Section Tanà: “Omena sehatra ireo talenta vao”

Tontosaina, anio, eny amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola, ny “Slam Session”. Hetsika karakarain’ny Madagaslam section Tanà (MST), tafiditra ao anatin’ny hetsika “Zoma finaritra” karakarain’ny IKM. Toy ny mahazatra, misokatra ho an’ny rehetra ny sehatra, ary mpiangaly Slam maro samihafa no andrasana ao anatin’izany. Tanjona amin’izao ny hampivelatra sy hampiroborobo […]

Shelby Florent – Waka Waka Festival: “Te hanome sehatra ho an’ny mpanakanto afrikanina izahay”

Mandalo eto Madagasikara amin’izao fotoana izao i Shelby Florent. Izy no tomponandraikitra voalohany ao amin’ny Shelby Production, mpikarakara ny “Waka Waka Festival” rehetra any ivelany sy eto. Nisy ny resadresaka fohy nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*): Inona no anton’ny nisafidianan’ny Shelby Production an’i Mada­ga­sikara, sy i Sambava manokana, handray ny “Waka […]