Other News

Antananarivo: le train urbain bientôt opérationnel

Sur la bonne voie. L’électrification de la ligne Amoronakona-Soarano, constitue la prochaine étape du projet train urbain à Antananarivo. La flotte des wagons étant déjà réceptionnée au port de Toamasina au mois de mai, l’inauguration s’annonce imminente. L’inauguration officielle du train urbain à Anta­nanarivo, sera pour bientôt, d’après le rapport du […]

Kitra – Lalaon’ny « Francophonie » : mbola tsy misy ny fampivondronana ny Barea U20

Afaka roa herinandro dia hanomboka ny fifaninanana ho an’ireo firenena miteny frantsay “Jeux de la Francophonie”, andiany faha-9. Lalao hotanterahina any Kinshasha, RD Congo, ny 28 jolay-6 aogositra. Tsy mbola misy resaka ny fampivondronana ny Barea U20, taranja baolina kitra. Rehefa natao ny fanadihadiana teny amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina atsy Abidjan Côte d’Ivoire, ny 8 hatramin’ny 12 aogositra izao, ny fiadiana ny « IHF Trophy kaontinantaly », sokajy cadettes sy Juniors, taranja Handball. Anisan’ny nahazo ny tapakila, ny Akion’i Madagasikara, solontenan’ny faritra faha-6. Mafy ny miandry ny ekipam-pirenena, tsy mitovy amin’ny fifanintsanana tany amin’ny faritra faha-6 intsony ny zavatra hitranga. […]