Other News

TARATRY ny KANTO

Handray ny fampirantiana “Biodiversités” indray ny IFM. Hiompana kokoa amin’ny tontolo mananaina ny fampirantiana etsy Analakely, hotonterahin’ny “Musée national d’histoire naturelle ny “Institut de recherche pour le développement”. Manana hatramin’ny 27 jolay ireo liana amin’ny nipoirana sy ny fivoaran’ny zava-mananaina maromaro eto Madagasikara. Lany ho filohan’ny fikambanan’ny Zanadranava­lona Ny Andriana […]

Olombelo Ricky: hiditra amin’ny andiany faha-30 ny “Manala azy”

Efa fotoam-bita! Tapitra ny alakamisy 20 jolay ny fanadinanana bakalorea eto Mada­gasikara. Io alakamisy io koa ny “Manala azy” hatramin’izay. Hiditra amin’ny andiany faha-30 ny “Manala azy” miaraka amin’ny Olombelo Ricky amin’ ity, ao Antsahamanitra ihany, hanomboka amin’ny 5 ora hariva. “Mbola mijery ny “Manala azy” miaraka amin’ny Olom­belo Ricky […]

Fakafaka: Olon’ny siansa ny Malagasy

Tsy ny sokajy safidian’ny mpiadina hanala ny fanadinana bakalorea akory dia ampy ilazana fa « tsy manana saina hoenti-miatrika ny taranja Matematika, Fizika sy Simia, SVT… ny Malagasy » ! Tsy io tranga io akory no ilazan’ny sasany fa : « ahiana ny hoavin’i Madagasikara, satria, lasa literera (mirona any amin’ny haisoratra sy fandalinan-kevitra, filozofia…) […]

“Festival Somarôho”: hisy mpanakanto efatra avy any ivelany

Hiditra amin’ny andiany faha-10 ny “Festival Somarôho”. Hanatevin-daharana ireo mpanakanto avy eto an-toerana ry zareo avy any ivelany. Efatra ireo vahiny handray anjara mandritra ny “festival”. Haharitra roa herinandro, manomboka ny 2 jolay-13 aogositra ny festival “Somarôho Océan Indien”, andiany faha-10. Hotantera­hina any Nosy-Be Hell Ville, karakarain’ny tarika Wawa ny […]