Other News

Fiarovana ny tontolo iainana: miainga amin’ny tsirairay ny asa maharitra atao

Miankina amin’ny olombelona ny hoavin’ny tontolo iainana. Mila tonga saina amin’ny tokony hataony ny tsirairay hamerenana indray ny hakanton’ny harena voajanahary. Mila tonga saina amin’ny fahapotehan’ny tontolo iainana ny olombelona. Mpiara-belona amin’ny rohivoaary isika kanefa tsy mahafantatra ny lanja entiny ho an’ ny olombelona. Antony nahatonga ny hetsika “Portes ou­vertes […]

INDRAY MIJERY

 Maherin’ny 500 000 isan-taona ny olona matin’ny fanafody sandoka, araka ny tatitra navoakan’ny Firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Tafiditra anatin’izany ny eto Madagasikara. Maro ny antony, mety ho tsy fahatomombanan’ny fitehirizana azy na ny famokarana sandoka mety hitera-doza.  Manao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 ho an’ny zokiolona mandray volan’ny fisotroan-dronona ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Norombahan-dRanaivo Tojo ny Mada-Run izay notanterahina ny alahady lasa teo, teny Arivonimamo. Marihina fa tamin’io fotoana io no natao ny “Run 2 ème manche”, taranja Rally. Norombahan-dRanaivo Tojo, mpanamory ny fiara Mitsubishi Evo X ny amboara rehefa nandresy an-dRafanomezantsoa Jean de Dieu, teo amin’ny lalao famaranana, izy. I Cameroun sy […]

Rugby : ankizy 5 mianadahy lasa any Frantsa

3 volana tsy hanombohan’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja rugby, tanterahina any Frantsa. Mialoha izany fihaonana goavana izany, kilonga Malagasy 5 mianadahy avy amin’ny fikambanan’ny rugby Analamanga, Amoron’i Mania ary Boeny no nanainga nihazo ity firenena hanatontosana ny lalao ity, ny alahady lasa teo. Handray anjara amin’ilay tetikasa iraisam-pirenena «Village […]