Other News

Hery Rajaonarimampianina : un candidat outsider ?

Candidat ou pas candidat ? L’ancien président Hery Rajaonarimpianina entretient le vrai-faux suspense. « Ce n’est pas le bon moment de faire une déclaration à ce sujet », annonce-t-il devant ses partisans au sein du HVM, samedi à Sabotsy-Namehana. Visiblement, il tâte encore le terrain. A l’heure de la précampagne, les autres candidats pressentis […]

Kitra – Fosa vs As Fanalamanga : ho fantatra rahampitso ny Tompondakan’ny OPL

Hiady ny amboaraben’ny “Orange Pro League” (OPL), taranja baolina kitra, ny Fosa Junior Boeny sy ny AS Fa­nalamanga Alaotra Mangoro. Lalao hotanterahina rahampitso, amin’ny 2 ora tolakandro, etsy Mahamasina. Marihina fa lelavola 15 tapitrisa Ariary no homena ny mpandresy amin’ izany. Ho fantatra amin’io fotoana io, ny solontena Malagasy amin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Alefa any amin’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (CAF), amin’ny alatsinainy ho avy izao, ny anaran’ireo ekipa roa hisolo tena an’i Madagasikara, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka sy ny amboaran’i Afrika. Ho fantatra rahampitso izay ho tompondaka. Ho tontosaina, anio sabotsy sy rahampitso alahady, eny amin’ny kianja PAC Ampitatafika ny […]

Volley – JIOI 2023 : nanome 2 tapitrisa Ar ny minisitra mpiahy

Tsy mitazam-potsiny ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy, ny minisitra mpiahy, ho an’ny taranja Volley-ball. Lelavola 2 tapitrisa Ar no natolotry ny minisitry ny Rano sy Fanadiovana ary Fidiovana ny ekipam-pirenena. Solon’ny saran-dalana ity natolotra ity satria mbola fanazarantena “libre” no tanterahin’ny federasiona amin’izao. Anisan’ny minisitera mpiahy ity FMVB […]