Other News

Nahitana ratra ny lohany… : lehilahy hita faty nifatotra tongotra aman-tanana

Hita faty nentin’ny rano, tao ambanin’ny tanàna Vala­nady, kaominina Namorona, distrikan’i Manakara, omaly, ny lehilahy iray tokony ho 23 taona. Mbola hita teny aminy ny akanjony, saingy tsy nisy taratasy namantarana azy teny aminy. Araka ny fitsirihana nataon’ny dokotera, niaraka tamin’ny zandary, ny razana, nahitana ratra teo amin’ny lohany. Nifatotra tanana aman-tongotra […]

Ihosy : ankizilahy nisy naka an-keriny

Tafaporitsaka teo am-pelatanan’ireo telo lahy nandeha fiara 4×4 ny ankizilahy iray fito taona, ny talata teo, tao Ihosy. Avy any amin’ny faritra Soamatasy, Ihosy RN 13 ilay lasibatra. Araka ny filazany nandritra ny famotorana teny amin’ny zandary, fiara 4×4 iray miloko mena no nitondra azy. Teo am-piambenana omby izy no […]

30 mianaka tra-doza : raza mianadahy maty voapotsitry ny entana

Zava-doza no nanjo ireto mpandeha 30 mianaka, nitaingina kamiao mpitatitra entana. Nivadika ny fiara. Maty voapotsitra ny zazalahikely vao herintaona sy zazavavy sivy taona. Vokatry ny haratsian-dalana sy ny tsy fitandreman’ny mpamily! Maty tsy tra-drano ny zazalahy herintaona sy ny zazavavy iray 9 taona. Zanak’olona sa­mihafa izy ireo. Mpandeha tao anatin’ny kamiao iray, […]

Basket -Stage international d’entraîneur niveau I: Quatorze entraîneurs à l’écoute d’Uariachi Naoufal

Une aubaine. Depuis hier jusqu’au 10 juillet, à l’Acadé­mie nationale des sports (ANS) à Ampefiloha, 14 entraîneurs de basketball dont cinq femmes et neuf hommes suivent un stage international d’entraîneur niveau 1, dispensé par le Marocain Uariachi Naoufal, coach instructeur de la Fédé­ration internationale de basketball association (Fiba). En fait, […]