« Aucune commune ni fokontany ne sera laissé pour compte ». Tels étaient les propos du président Andry Rajoelina, face aux élus et responsables des Collectivités territoriales décentralisées (CTD), à l’occasion d’un atelier de validation du Plan national de décentralisation émergente (PNDE) au CCI Ivato, hier. Des mots qui résument la politique […]
Other News
Kaominina Soavina : mamolavola tanora maro ny DSA
Anisan’ny tanàna iray manana ny lazany amin’ny sehatry ny fanatanjahantena ny kaominina Soavina. Anisan’ izany ny klioba baolina kitra, Domoina Soavina Atsimondrano (DSA). Araka ny fanadihadiana natao teny an-toerana, omaly, dia ao anatin’ny fotoana famolavolana ny tanora hitia fanatanjahantena ny klioba DSA amin’izao fotoana izao. Araka ny fanazavana nataon-dRakotoarisoa Bien […]
SOMBIM-BAOVAO
Nasandratr’i M’Madi ny voninahi-pirenena nandritra ny fiadiana ny amboara eran-tany basikety U19, natao tany Hongrie. Voalohany nandray anjara i Madagasikara kanefa efa ren’izao tontolo izao ny laza noho i M’Madi. Izy no mpilalao nahazo ny “meilleur marqueur” nandritra ny fifaninanana. Nahatratra 169 be izao ny isa azony tamin’ireo lalao 7 […]
Slalom Yacco MSA : niavaka i Olivier sy i Tovonen Jr
Tontosa ny sabotsy 1 sy alahady 2 jolay lasa teo, teny amin’ny “circuit” Bevalala, ny dingana fahatelo amin’ny “Slalom”, nokarakarain’ny klioba MSA sy ny Yacco. Mpanamory roa no nisongadina, tamin’ity, dia i Olivier mpanamorin’ny klioba ASACM, nitondra ny fiara Citroen C2 sy i Tovonen Jr avy amin’ny FMMSAM, nijapy ny […]
Tsipy kanetibe malagasy : tsy mety mamotsotra ny sazy i Claude Azema
Mbola voasazy ny tsipy kanetibe malagasy. Nandefa taratasy manamafy izany ny federasiona iraisam-pirenena. Filam-baniny kosa, hoy Andriamilerovason Amiroudine, filohan’ny federasion’ny sport boule malagasy (FSBM). Raha tsiahivina, ny trosa tsy voaloa tamin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany ho an’ny sokajy “junior” sy vehivavy, natao tany Barcelone, ny taona 2021, […]






