Other News

VAOVAO TAMBATRA

Mamatsy vola fandaharana fanomanana orinasa ho an’ny tanora ao Moramanga ny orinasa Ambatovy. Atao izao ho fampiroboroboana ny toekarena ao an-toerana. Betsaka ireo tanora mpandraharaha hisitraka ity fandaharanasa ity. Natao ny 22 jona teo, ny fanombohana ny tetikasa ho an’Alaotra Mangoro, raha vita tamin’ny volana marsa teo kosa ny tao […]

Tsy fampiasana ankizy: hanampy ny minisitera ny OIT

Nihaona tamin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy Olivier, ny zoma 30 jona teo, ny talen’ny Fikambanana iraisam-pirenen’ny asa, OIT, eto Madagasikara, Seychelles, Maurice, Comores, Coffi Do­minique Agossou. Anisan’ny lohahevitra noresahana ny nankatoavana ny sata vaovao mifehy ny harena an-kibon’ny tany sy ny fampiasana ny zaza tsy ampy taona. […]