Tsy afaka namboly ny ankamaroan’ny tantsaha ao amin’ny fokontany miisa 10, any amin’ny distrikan’i Mampikony sy Port Bergé, ny taona 2022. Antony ny ady tany, any amin’ny fitsarana, eo amin’izy ireo sy ny orinasa tsy miankina iray. Nilaza ny tonia mpanatanteraky (SE) ny Sehatra iombonana ho an’ny fananantany (Sif), Raparison […]
Other News
Fandraharahana : natsangana ny CGA eo anivon’ny SIM
Hitodika amin’ny fanampiana torolalana sy hevitra ary lalam-barotra ho an’ireo orinasa madinika vao misondrotra ny ivontoeram-pitantanana (CGA), eo anivon’ny biraon’ny Sendikàn’ny indostria malagasy. Tafatsangana eo anivon’ny biraon’ny Sendikàn’ ny indostria malagasy (SIM) ny ivontoeram-pitantanana ho an’ireo orinasa madinika « Centre de gestion agréé » (CGA). Natao izao, entina hanampiana ireo orinasa madinika […]
INDRAY MIJERY
Hivoaka amin’ity taona ity ny andiana mpiofana taona 2021-2023 eny anivon’ny ivontoeram-piofanana rezionaly ara-pedagojia Antsirabe, ho an’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Nisy ny famelabelaran-kevitra nataon’ny tale misahana ny fampiofanana ara- pedagojia avy amin’ny minisitera foibe. Hivory indray rahampitso, eny Ankatso, ny mpikambana ao amin’ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo (Seces). Mbola maro […]
Rugby – «XXL Top 20»: resin’Ankady tamin’ny moka fohy ny TFMA
Lavon’ny USA Ankadifotsy (Tapany maitso), tamin’ny isa tery 17 no ho 16, ny TFMA Ankasina (Boaikely manohitra). Fihaonana, niadiana ny tapakila hiakarana eo amin’ny ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja rugby “XXL Top 20”. Lalao notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly alahady. Niady ny fihaonana satria nitarika tamin’ny […]
Atletisma – «Madagascar 2023»: tsy nisy ny zava-bita tsara montsana
Tontosa omaly alahady, tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny taranja atletisma, sokajy “senior”, lahy sy vavy. Tsy nisy ny zava-bita tsara montsana, tamin’ity. Na izany aza, betsaka ireo fe-potoana mahavelombolo. Anisan’izany, ny zava-bitan’i Toky, avy amin’ny ligin’i Vakinankaratra, teo amin’ny 100 m, lehilahy, vitany tao anatin’ny fe-potoana […]






