Hivoaka amin’ity taona ity ny andiana mpiofana taona 2021-2023 eny anivon’ny ivontoeram-piofanana rezionaly ara-pedagojia Antsirabe, ho an’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Nisy ny famelabelaran-kevitra nataon’ny tale misahana ny fampiofanana ara- pedagojia avy amin’ny minisitera foibe. Hivory indray rahampitso, eny Ankatso, ny mpikambana ao amin’ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo (Seces). Mbola maro […]
Other News
Rugby – «XXL Top 20»: resin’Ankady tamin’ny moka fohy ny TFMA
Lavon’ny USA Ankadifotsy (Tapany maitso), tamin’ny isa tery 17 no ho 16, ny TFMA Ankasina (Boaikely manohitra). Fihaonana, niadiana ny tapakila hiakarana eo amin’ny ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja rugby “XXL Top 20”. Lalao notanterahina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly alahady. Niady ny fihaonana satria nitarika tamin’ny […]
Atletisma – «Madagascar 2023»: tsy nisy ny zava-bita tsara montsana
Tontosa omaly alahady, tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny taranja atletisma, sokajy “senior”, lahy sy vavy. Tsy nisy ny zava-bita tsara montsana, tamin’ity. Na izany aza, betsaka ireo fe-potoana mahavelombolo. Anisan’izany, ny zava-bitan’i Toky, avy amin’ny ligin’i Vakinankaratra, teo amin’ny 100 m, lehilahy, vitany tao anatin’ny fe-potoana […]
« World Cup U19 »: Anisan’ny nofidina ho MVP i M’Madi
Malagasy mpilalao nanandratra avo an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety, ho an’ny latsaky ny 19 taona, ny laharana faha-4 malagasy, i Mathias M’Madi. Afaka milahatra tsara amin’ireo kalaza eran-tany izy manomboka izao satria anisan’ny nofidina ho mpilalao mendrika indrindra, tamin’iny fifaninanana iny. Niaraka tamin-dry Reynan Santos […]
Fanomanana ny JIOI 2023 : hamboarina ny kianja Makis Andohatapenaka
Ho fandraisana ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay ho tanterahina eto amintsika ny 25 aogositra – 3 septambra dia hasiana fanamboarana ny kianja Makis, Andohatapenaka. «Hasiana fanamboarana ny kianja Makis Andohatapenaka. Anisan’izany ny fanavaozana ny bozaka sy ny trano fiomanan’ny mpilalao “vestiaire”, ny trano fidiovana “douche”, sns…. Natao handraisana ny […]






