Other News

Fifanintsanana «Can 2024»: hivantana amin’ny TVM ny lalaon’ny Barea sy ny Black star

Afaka hanaraka mivantana ny lalaon’ny Barea de Madagascar sy ny Black Star Ghana ny vahoaka malagasy. Handeha mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena izany. Vaovao tsara ho an’ny mpankafy ny taranja baolina kitra. Hi­van­tana amin’ny fahitalavi-pirenena (TVM) ny fihaonan’ny Barea de Madagascar sy ny Black Star Ghana. Lalao hotanterahina etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, […]

Fanitarana ny fiaraha-miasa : hiantsehatra amin’ny fambolena koa ny Croix-rouge

Tsy hijanona amin’ny nahalalana azy hatramin’izay. Tonga eto amintsika manatanteraka iraka ny delegasiona avy amin’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant Rouge. Noraisin’ny Praimini­si­tra Ntsay Christian, teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, izy ireo, omaly. Nodinihina nandritra ny fihaonana teo amin’ ny roa tonta ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny alalan’ny Croix-Rouge Ma­lagasy. Tafiditra […]

Fitsarana Anosy : sarona ireo mpijirika

Manomboka hita taratra ny fanatsarana ny fomba fiasa. Sarona ny alatsinainy sy talata teo, tetsy amin’ny fitsarana Anosy, ireo mpiji­rika miisa roa. Anisan’ny fomba fiadin’izy ireo ny fakana vola amin’ireo manan-draharaha ao amin’ny fitsarana. Mampanantena sy mi­laza fa mahavita mamoaka gadra any am-ponja izy ireo amin’izany ary efa maro ireo […]

Fahamailoana amin’ny fifidianana : hatsangana eny ifotony ny Andrimaso FFKM

Mailo tanteraka. Anisan’ ny nivoitra tamin’ny fihaonambem-paritry ny FFKM ho an’ny tao Antsirabe, ny herinandro teo, ny fiainam-pirenena. Voaresaka manokana ny momba ny hiatre-hana ny fifidianana. “Nifam­pidinika sy nifanakalo hevitra momba izany ireo mpizaika ary samy nitady va­haolana mba hametrahana fitoniana sy filaminana ho amin’izany fizotran’ny fifidianana izany. Tapaka fa […]