Nitondra fanazavana manoloana ny resabe tato ho ato ny mpitondra tenin’ny governemanta sady minisitry ny Serasera, i Lalatiana Rakotondrazafy, omaly. Nohazavainy ny momba ny fizakan’ny filoha Rajoelina ny zom-pirenena Frantsay. Nambarany fa voafandriky ny adihevitra diso isika ary tsy tokony hipetraka akory izany. ” Hanakanana ny filoha tsy ho kandidà […]
Other News
Fetin’ny Fahaleovantena : hatevenina ny fitandroana ny filaminana
Nivory ireo vondron-kery telo samihafa, mivondrona ao amin’ny Emmo manerana ny Nosy, omaly. Nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny toby Ratsimandrava izy ireo nandritra izany. Nanaovanan’izy ireo tatitra mikasika ny fandaminana mandritra ny fetin’ny fahaleovantena hoavy izao. Teo koa ny fanaovana ny tomban’ezaka eo anivon’ireo EMMO-REG, EMMO-FAR manerana ny Nosy. […]
Very ny poketra : mpitondra taxi moto nivadika ho jiolahy
Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahenina (CSP6) Ambohimanarina, teny Antanety Ambohimanarina, afakomaly, ny lehilahy iray mpanao taxi-moto nivadika nanao asan-jiolahy. Vehivavy iray nandeha hiasa alina ka nahita taxi-moto iray no lasibatra tamin’izany. Fantatra fa ho any Ivandry ity vehivavy ity ka nanakana taxi-moto izy tamin’io fotoana io. […]
Raharaha « Doris sy Nambinina » : hivoaka ny 23 jona ho avy izao ny didim-pitsarana
Ny 23 jona 2023 ho avy izao no hivoaka ny didim-pitsarana momba ilay raharaha anenjehana an’i Doris, vadin’i Mahery Lanto Manandafy sy Nambinina Herimampianina, Gasy leo, voarohirohy noho ny fihetsiketsehana tsy nahazoana alalana teny Analakely. Ho an’i Doris manokana, araka ny fanazavan’ny mpisolovava, tsy mitombina ny fiampangana azy ho nanao […]
Ambodisaha – Imerintsiatosika : tovovavy iray matin’ny lozam-pifamoivoizana
Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina namoizana ain’olona indray teny Ambodisaha Imerintsiatosika, afakomaly maraina. Olona roa nandeha moto nifatratra tamin’ny taxi-be, maty ny iray. Nampihoron-koditra ! Izay no azo ilazana ity lozam-pifamoivoizana nitranga teny Ambodisaha Imerintsiatosika ity. Tovovavy roa nandeha moto hiakatra aty an-drenivohitra no nifatratra tamina taxi-be iray zotra G Imerintsiatosika. Mafy ny […]






