Namoaka ny lisitra farany, mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena hiatrika ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety Seniors 5×5, hatao any Sénégal, ny 26 febroary hatramin’ny 1 marsa izao, ny federasionina. 12 mirahalahy no mandrafitra ny ekipa malagasy. Mpilalao avy eto an-toerana ny 7 ary mpilaravinahitra ny 5. I […]
Other News
Corenin Martins: Ho avy eto Madagasikara hanazatra ny Barea
Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa nahita marimaritra iraisana ihany i Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) ary ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Andrasana ny fanambarana ofisialy. Raha tsy misy indray ny fiovana, ho avy eto Madagasikara, ny faran’ny herinandro izao, i Corentin Martins. Araka ny filazan’ilay loharanom-baovao […]
Takaitran’ny rivodoza : Nitondra fanampiana ho an’ny traboina ny MMM
Nanainga omaly nihazo an’i Toamasina ny avy amin’ny antoko Malagasy miara-miainga. Tafiditra amin’ny hetsika ho fanohanana ireo havana traboina any amin’ny faritra Atsinanana iny izany. Niainga amin’ny fifanomezan-tanan’ny mpikambana MMM rehetra manerana ny Nosy no nahafahana nanangona ireo fanampiana ireo. Ampahany voalohany ihany amin’ireo fitaovana sy kojakoja ilaina andavanandro no […]
Salon de la créativité Voatra : Hitrandraka ny tsena iraisam-pirenena
Mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fandraharahana sy ny fampivelarana ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Hotanterahina eny amin’ny Novotel Alarobia, ny 17 sy 18 avrily, ny «Salon de la créativité Voatra», andiany faha-12. Hetsika karakarain’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria eto Antananarivo (CCIA) ho fanandratana ny vokatra […]
TARATRY ny KANTO
Rehefa tojo ny hafahafa, mihiratra ihany ny maso. Manomboka mipoitra matetika any anaty tambanjotran-tserasera maro ireo endrika heverin’ny Malagasy fa manimba ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. Iharan’izany tsy miato ny tontolon’ny hira. Tonony, feony, sns, samy tsy misy fotony (fototra) avokoa. Taitra sy mifoha ilay maha Malagasy, saingy, toa […]






