Other News

Famokarana : Hampitomboina ny fidiram-bolan’ny tantsaha

Atao eto Antananarivo, ny 17 hatramin’ny 20 febroary izao, ny hetsika Herinandron’ny fanapariahana ny fomba famokarana ara-pambolena sy fiompiana vaovao, ny fandaharanasa «Extension Week», eto Madagasikara. Tanjona ny hampiharana ny Paikadim-pirenen’ny foto-kevitry ny vaomiera ara-pamokarana (SNVA). Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), Rasatarimanana José Nirina, omaly, fa tanjon’ny […]

Vondrona Eoropeanina : 370 miliara Ar ho an’ny varotra, ny rano, ny tontolo iainana

Mpiara-miombon’antoka voalohany amin’i Madagasikara ny Vondrona eoropeanina. Mitentina 370 miliara Ar ny famatsiam-bola vaovao hanohanana ny orinasa tsy miankina, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny famatsian-drano fisotro any Toamasina. Natao sonia, omaly, teny Mahazoarivo, ny fifanarahana famatsiam-bola avy amin’ny Vondrona eoropeanina (UE), ny primatiora ary ny minisiteran’ny Toeka­rena sy […]

FANTINA sy FINTINA

Hitsidika ny any Rosia ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, araka ny vaovao navoakan’ny Africa Intelligence. Hihaona amin’ny filoha rosianina, Vladimir Poutine, ny tenany ho fanamafisana sy fanitarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Andrasana any Paris, aorian’izany, ka hihaona amin’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron. Naneho ny heviny momba ny […]

Takaitran’ny rivodoza : Miombom-po amin’ny Malagasy ny papa Leon XIV

Nahatsiaro manokana an’i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy ny papa Leon XIV. Nitondra am-bavaka manokana ny tenany, tamin’izany, indrindra ho an’ireo traboina sy niharam-pahavoazana ta­min’ireo rivodoza indroa miantoana. Nanatanteraka fotoam-bavaka fanao isan’andro, amin’ny alalan’ny anjelisy, omaly maraina, tao Vatican, ny tenany tamin’io fotoana io. Nambarany tamin’izany fa miombom-po ary mitondra […]

Ny tody tsy misy

  Mazava aloha ny fizotry ny raharaha manga eto amin’ny Tanàna. Mitohy ny asa sy ny fitokanan-javatra etsy sy eroa. Toy ny nahazatra fony andron’ny loranjy ihany ny andavanandron-dRamalagasy. Miady, mitady izay hohanina. Mirotoroto hatrany mitady vola. Tsy mahagaga moa satria, hatreto, ny olona no niova fa isika mbola an-dalana […]