Other News

Mpivarotra rongony – Anosizato: Olona efatra naiditra am-ponja vonjimaika

Naiditra am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjan’ Antanimora, omaly, ireo olona efatra mianadahy, tratra nivarotra sy nidoroka rongony tetsy Anosizato. Rehefa avy nampiakarina fampanoavana teny anivon’ny fitsarana omaly ihany. Raha tsiahivina, tratra teo am-pifohana rongony teny Antandrokomby Anosizato, ny roa lahy (17 sy 22 taona) tamin’izy ireo. Nasain’ny zandary nanondro ny […]

Moto sy fiara nifandona : Olona telo nitondra marary niara-namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tany amin’ny lalam-pirenena fahadimy A, mampitohy an’Ambilobe sy Vohémar, omaly maraina tokony 10 ora. Olona telo nandeha tamin’ny kodiaran-droa tra-doza namoy ny ainy. Niseho teo amin’ny 50 km miala an’Ambilobe ny loza. Nifandona ma­fy teo amin’ny lalana ane­lanelan’Ambararata Loky sy Antanamivony, kaominina am­banivohitra Bitsiaka, Distrikan’ […]