“Efa misy fanerena ankolaka sahady izany hizorantsika mankany amin’ny fifidianana. Na hanekentsika ny fepetra rehetra hizorana mankany amin’ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny antoko Otrikafo, Elia Rabevahiny, momba ny sata fitsipi-pitondran-tena namorian’ny FES miaraka amin’ny Vondrona eoropeanina ny antoko politika folo teny Ankadifotsy, ny herinandro teo. Fifampiresahana aloha no tokony hatao […]
Other News
AREMA : notsarovana ny Accord de coopération
Notsarovan’ny Arema teny Faravohitra, omaly, ny 4 jona 1973. Nanaovana sonia ny Accord de coopération na ilay hoe fiaraha-miasa vaovao, nifanaovan’ny fitondrana malagasy sy ny fanjakana frantsay. Nitarika izany ny sekretera nasionaly Ratsiraka Annick sy ireo avy amin’ny Comité directeur ary ny rantsamangaikan’ny antoko. Niadiana hevitra tamin’izany ny momba ny […]
KMF/Cnoe : “Ilaina hahitsy sy hatsaraina ny lalàm-pifidianana”
Tsy mbola sasatra ny mampahatsiahy ny eo anivon’ny KMF/Cnoe, manoloana ny raharaham-pirenena. Notakin’izy ireo ny hijerena ny lalàna, mialoha ny fifidianana. Rehefa vita ny zotram-pifidianana iray, misy ny torolalana miainga amin’ny fanaraha-maso nataon’ireo mpanara-maso eto an-toerana na avy any ivelany. Entina hanatsarana ny lalàna izany. “Nahatonga ny KMF/ Cnoe nilaza […]
Filoha Andry Rajoelina tany Analanjirofo : “Fanamby ny mamelona sy mampisakafo ny vahoaka”
Nitsidika ny tany Maroantsetra sy Mananara Avaratra ny filoha Andry Rajoelina, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ny nihaonany voalohany ny tao Anjahana. Maherin’ny 91% ny vato azony manerana ny distrikan’i Maroantsetra tamin’ny fifidianana. Nisaorany ny vahoaka ary nambarany fa anisan’ny fanamby ny hahatrarana ny fahaleovantena amin’ny sakafo. “Mahavita mamelona sy manome […]
Valalabemandry… valaka be miandry
Tsy misy jamba toy izay minia mikimpy, hono. Tsy mahita mbamin’ny mason-tsainy? Amin’izao famaramparanan’ny mpitondra ny fe-potoam-piasany izao, manaiky sy miaiky ny maro fa misy ny zava-bita eo amin’ny fanorenana fotodrafitrasa: sekoly manara-penitra, hopitaly, tsena… Tsy misy distrika hadino. Mba manao ahoana kosa ny vahoaka amin’ izany? Ny fomba fiaina […]






