Other News

Pasitera Tsarahame Edouard : “Hiroso amin’ny fifidianana ny RMDM”

“Manapa-kevitra izahay androany ary miantso ny mpikambana rehetra manerana ny Nosy amin’ny toromarika tokana fa hiroso amin’ny fifidianana ny RMDM.” Io ny fanambaran’ny Ro­doben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara (RMDM), novakin’ny filoha lefitra, ny pasitera Tsarahame Edouard, teny Bel’Air Am­pandrana, afakomaly. Izany anefa tsy midika fa hanaiky ny fandikan-dalàna. […]

Filohan’ny Antenimierandoholona: “Tsy miraharaha ireo mitady ny toerako aho”

“Tsy manofinofy na mieritreritra izany seza izany ny filohan’ny Antenimierando­holona, fa miasa aloha no ataony. Ho an’izay rehetra mitady ny toerako, zony tanteraka izany. Aleo izy hanao izay afany any, fa ny miasa ihany aloha no fantatro.” Io no nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, teny Anosikely, afakomaly, manoloana ny siosion-dresaka […]

Faritra Diana : 1 400 000 mahery ny tsy anaty lisitra

Maherin’ny 140 000 ireo tsy mbola tafiditra anaty lisitry ny mpifidy amin’izao fanavaozana tanteraka ataon’ny Ceni izao, any amin’ny faritra Diana. Nambaran’ny filohan’ity rafitra misahana ny fikarakarana ny fifidianana ity, Andrianarisedo Dama Arsène fa tsy maintsy hanaovana ezaka ny fampidirana azy ireo anaty lisitra. “Manan-jo hifidy izy ireo ka anentanana […]

Fiarovana sy fandriampahalemana: vonona ho amin’ny fiaraha-miasa i Finlande

Nanao ranolava ireo vahiny. Telo sosona be izao ireo masoivoho noraisin’ny filohan’ny Repoblika teny Iavoloha, ny 17 mey teo. Nanamafy ny fiaraha-miasany amintsika avokoa izy ireo. Anisan’izany ny masoivoho vaovaon’i Finlan­de, monina any Ma­puto, i Anna-Kaisa Heikkinen, nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa eto amintsika tamin’ny filoha Rajoelina Andry. Anisan’ny […]

Fifidianana filoham-pirenena : hentitra ny masontsivan’ny eveka amin’ireo ho kandidà

Namoaka hafatra ny eo anivon’ny Fivondronamben’ ny eveka (Fem), omaly. Voa­resaka ny hiatrehana ny fifidianana sy ny fahasahiranam-bahoaka. Eo koa ny ezaky ny fitondrana ary ny tsindrom-paingotra amin’ny fampanantenana tsy tanteraka. Nampahatsiahy ny toetra tokony hananan’ny kandidà hofidiana ny eo anivon’ny Fem amin’izao hiatrehana ny fifidianana izao. Hentitra ny masontsivana […]