Nahomby ny fanatanterahana ny andiany voalohany ny tetikasa Madagasikarantsika, ataon’ny vondrona orinasa Imperial Bands. Maherin’ny 200.000 ny zanakazo voavoly, raha 170.000 ny vinavina tany am-piandohana. Nampahafantarina nandritra ny Foara iraisam-pirenen’i Madagasikara (Fim) teny Tanjombato, ny herinandro lasa teo, ny tetikasa tanterahan’ny Vondrona orinasa Imperial Brands. Nanomboka ny volana mey 2021 ny […]
Other News
Indray mijery
Nanofana ireo mpilatsaka an-tsitrapo teto Analamanga ny Croix Rouge malagasy, hanamafy ny fahaiza-manaon’izy ireo rehefa misehatra eny anivon’ny fiarahamonina. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa vatsian’ny Vondrona Eoropeanina vola miaraka amin’ny fanohanan’ny FICR sy ny Croix Rouge Allemande, Luxembourg ary Frantsay izany. Bisikileta miisa 171 nozaraina ho an’ireo mpampianatra sy mpianatra mendrika […]
Fifidiananana : « Feno fanaratsiana ny fampielezan-kevitra »
Nifarana ny sabotsy, teny amin’ny Ivontoerana Arrupe, Faravohitra ny fanamarihana ny telo andron’ny sosialy, nokarakarain’ny sampam-pamonjena sosialy sy ekolojika. Andro naompana tamin’ny lohahevitra :” fifidianana, fandriampahalemana sy filaminana eto Madagasikara”. Fampielezan-kevitra feno fanaratsiana, fankahalana, herisetra no zava-misy eto amintsika, raha ny fandinihana nataon’izy ireo sy antony nisafidianana ny lohahevitra. Tokony […]
MMM tany Mahajanga : “Miketrika hijanona eo amin’ny fitondrana ny mpitondra”
Nitohy tany Mahajanga indray ny famelabelaran-kevitra sy fihainoana ny vahoaka tanterahin’ny antoko MMM ny sabotsy. Anisan’ny noresahin’izy ireo ny fiainam-pirenena. “Mitady ny fomba rehetra hifikirana eo amin’ny toerana sy hanalavana ny fahefany ny mpitondra”, hoy ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo. Nanteriny fa tena nihemotra isika. Miha mahantra, araka ny antontanisa […]
Lalaon’ny Nosy (jioi 2023)
Raha tsy misy ny fiovana, ho tonga anio, eto Madagasikara, ireo delegasiona avy amin’ny Vaomiera iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), misahana ny lalaon’ny Nosy andiany faha-11. Hijery ny fandrosoan’ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa sy ny pitsopitsony teknika samihafa izy ireo, mandritra ny fitsidihana. Andrasana ny fankatoavana na tsia ny mety hahazoan’i Madagasikara mampiantrano […]






