Manodidina ny 40 taona eo ho eo ny salan-taonan’ireo mpijery. Porofo izany fa efa mpankafy ny tarika Tempo Gaigy tany am-boalohany ireto tonga nameno an’Antsahamanitra, omaly. Azo lazaina fa nahatana ny mpankafy tany am-boalohany ny tarika Tempo Gaigy na dia nisy fotoana elaela aza tsy nahitana azy an-tsehatra. Tsy nisy […]
Other News
Misaona ny kanto : nodimandry i Claudine, vadin’i Jaojoby
“Nilazaon’ny manangy tsy mirenireny fa mpamelom-bady aman-janaka atsika. Maty tamin’ny 00.30 teo ny vadiko Zafinera Claudine Robert”, hoy ny filazana nataon’i Jaojoby, ny marain’ny sabotsy teo. Efa niady tamin’ny aretina nandritra ny fotoana elaela i Dina na i Claudine. Tsy nahatohitra izany izy ka izao nindaosin’ny fahafatesana izao ity mpanakanto […]
Fifaninanana asa soratra: mpandresin’ny « Prix Orange du livre en Afrique » i Michèle Rakotoson
Nisongadina indray ny asa soratra tamina fifaninanana afrikanina. Malagasy mpanoratra sy trano mpamokatra Maorisianina no fototra nahazoana izao vokatra izao. Rakotoson Michèle, araka izany, no nandimby an’i Yamen Manai, izay mpandresin’ity fifaninanana ity, ny taona 2022. Azon’i Michèle Rakotoson, ny laharana voalohany, tamin’ny fifaninanana «Prix Orange du livre en Afrique», […]
Governora faritra Vakinankaratra : “Tahotra fifidianana ny fanaovana Tetezamita”
“Tahotra hiatrika fifidianana ny an’ny sasany. Mamboly korontana etsy sy eroa, mampisavorovoro saim-bahoaka, mieritreritra hanao fitondrana Tetezamita hifampizarana seza… Avy eo, hanitatra izany Tetezamita izany ho teteza… miitatra.” Io ny fanahoan-kevitry ny governoran’ny faritra Vakinankaratra, Rakotovao Vyvato. ”Mampalahelo koa indraindray ny fihetsiky ny fiombonambe iraisam-pirenena sasantsasany: manome lesona, manery, manao […]
Antoko Fiombonana : “Mba tsy ho very maina ny ra latsaka”
Anisan’ireo nahatsiaro ny faha-51 taona ny tolon’ny mpianatra, ny mey 1972, ny antoko Fiombonana. Nambaran’izy ireo fa manaja ny tantara nolalovan’ny firenena, mitaiza sy manabe taranaka izy ireo. Notsiahivin’ny Fiombonana, maro ny nifamahofaho teo amin’ny fiainam-pirenena. Vavolombelon’izany ireo raiamandreny, nitolona tamin’izany. “Tsy ho very maina ny herimpo sy ny ra […]






