Mois : décembre 2022

Procès pour trafic de 73,5 kg d’or : l’ancien DG et le SG de l’ACM se renvoient la balle

Le procès tant attendu des individus impliqués dans le trafic de 73,5 kg d’or interceptés à l’aéroport de Johannesburg, le 31 décembre 2020, a débuté hier au Pôle anti-corruption (Pac) 67Ha. 18 des 25 accusés ont répondu présents, notamment les personnes placées en mandat de dépôt depuis le début de […]

Ambatofinandrahana : tsy hanaiky ny tsindrin’ny depiote ireo mpitrandraka

Efa tena tafahoatra ka tsy azo ekena intsony. Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo mpitrandraka madinika, any amin’ny fokontany Amba­lama­hatsara, kaominina Fe­no­arivo, Ambatofinandra­hana. “Tsy hanaiky ny fanararaotam-pahefana ataon’ny depiote voafidy tany Beloha sur Tsiribihina izahay”, hoy ny solontenan’izy ireo. Na­nambara ireo mpitrandraka fa manana taratasy ara-dalàna, araka ny fahazoan-dàlana 3273 izy ireo. […]

Tanàna maitso-Unicef : hanaovana andrana amin’ny toerana efatra any Bekily

Hanaovana andrana amin’ny tanàna efatra ao anatin’ny distrikan’i Bekily: Besakoa, Ankaranabo Avaratra, Ambatosola ary Vohimanga ny fametrahana ny tanàna maitso. Miaraka amin’ny Uni­cef izay vatsian’ny mpiray ombon’antoka maro ary anisany i Frantsa sy Pays-Bas andrana momba ny tanàna maitso tanterahina ao Bekily. Tolotra feno amin’ ny rano hosotroina, hambolena sy […]

Fitsarana TPI: hampiasana informatika « logiciel » ny ady madio

Mandeha ny fampiroboroboana ny niomerika eny anivon’ny fitsarana, hitantanana ny raharaha ady madio. Nan­katovina ny 9 desambra teo ny bokin’andraikitra, mirakitra ny fitaovana informatika nomena ny anarana hoe « logiciel » taorian’ny dingana rehetra natao teny amin’ny fitsarana niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka sami­hafa. Hisitraka sy hampiasa ity « logiciel » ity ny fitsarana ambaratonga voalohany […]