Hifarana anio ny fandefasana fandraisana anjara amin’ny fihaonambe an-tampony karakarain’ny Gender Links izay hatao ny 14 sy 15 desambra izao eto Antananarivo. Mikendry fomba fiasa tsara, indrindra amin’ireto lafiny maro ny fihaonambe an-tampony : asa fandraharahana natokana ho an’ireo vehivavy mpisitraka ny fanofanana « sunrise » izay nosahanin’ny Gender Links ho […]
Mois : décembre 2022
Amboasary Atsimo : afaka madiodio ny mpaka an-keriny zaza varira
Nomen’ny fitsarana fahafahana madiodio ny mpaka an-keriny zaza varira ary afaka mirenireny sy mandrahona indray ny fianakavian’ilay zaza, amin’izao fotoana, ao Amboasary. Mivarahontsana, araka izany, ireo fianakaviana satria anaovan’ireo mpaka an-keriny ireo rahon-teny. Raha tsiahivina, nisy naka an-keriny i Maka Tsitosehy, zazalahikely varira vao herintaona sy valo volana monja, monina […]
Mpianatry ny ENS 826 : horaisina ho mpiasam-panjakana
Nampanantena ny fitondram-panjakana fa horaisina mpiasam-panjakana avokoa ireo mpampianatra manana ny mari-pahaizana Mapen sy Capen nivoaka avy ao amin’ny Ecole Normale Superieur (ENS). Nohamafisin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena tamin’ny alalan’ny naoty izay nivoaka ny alatsinainy lasa teo izany. Araka ny fanazavana nentin’ny tale misahana ny maha olona eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, « miankina […]
Any atsimon’ny Nosy: misy fambaran’aretina homamiadan’ ny hoditra avokoa ireo varira
Ambanan’ny aretina homamiadana ny olona manana toe-tena varira any atsimon’ny Nosy. Mijaly izy ireo satria sady tsy manana fahafahana hiaro tena amin’ny aretina no iharan’ny fakana an-keriny. Manohy ny fitetezam-paritra any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy ny mpitarika ny fikambanana varira eto Madagasikara izay tarihin’ny filohany Soja Fulgence. Tsikaritra nandritra ny […]
Toamasina: niofana haitarika ny Tim
Efa maka bahana. Niofana momba ny politika sy ny fahaiza-mitarika ireo mpikatroka Tim, any Toamasina. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo tao Ankirihiry izany, notarihin’ireo tompon’andraikitry ny antoko Tim avy amin’ny faritra Atsinanana. Nisy ihany koa ny fifampitam-baovao momba ny fandaharan’asan’ny antoko sy ny toromarika ho fanohizana sy fanatsarana ny asa […]




