Ho kandidà filohan’ny Repoblika amin’ny fifidianana manaraka eo ny filoha nasionalin’ny antoko Tsara Tahafina, i Paraina Auguste, araka ny fanambarana ampahibemaso nataon’ny antoko tarihiny, tany Vangaindrano, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Tamin’izany rahateo no nanambarana ny fijoroan’ny antoko politika Tsara Tahafina. Fantatra fa tamin’ny 14 desambra lasa teo no nahazo fankatoavana […]
Mois : décembre 2022
Pretra Andrianjava Serge : “Aza avela ho an’ny mpanao politika ihany ny raharaham-pirenena”
Hisy ny fifidianana amin’ny taona ho avy. Aiza ho aiza ny fanomanana ny fiatrehana izany? Maneho ny fijeriny ny mpandinika, ny pretra Andrianjava Serge: “Aza avelantsika ho an’ny mpanao politika ihany ny raharaham-pirenena”. “Aza avelantsika ho an’ny mpanao politika ihany ny raharaham-pirenena. Ny fiainam-pirenena dia isika manontolo na aiza na […]
Mozika “Reggea” : maty i Jo Mersa Marley
Tamin’alahelo lehibe no nandraisan’ny mpankafy mozika “Reggea” ny fahafatesan’i Joseph Marley, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Jo Mersa Marley. Maty ny talata 27 desambra 2022, tao Etazonia, teo amin’ny faha-31 taonany ity mpihira jamaikanina ity. Izy izay zafikelin’i Bob Marley ary zanak’i Stephen Marley. Tsy mbola fantatra mazava ny […]
Hatsikana: hanome fahafaham-po ny mpankafy i Sombiniaina
Hanatanteraka fampisehona hatsikana, ny zoma 30 desambra 2022, eny amin’ny “Food Court – Le Colisée” Ampasanimalo, Ranarivelo Sombiniaina, fantatra amin’ ny anarana entiny miantsehatra hoe Sombiniaina. Hetsika karakaraina trano fisakafoanana iray eo an-toerana Hanomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny fampisehoana, ahitana ny seho hatsikana maro nampiavaka sy nahafantarana ity mpanakanto […]
Manararao-pety: fohazina ny maha Malagasy
Tsy mba nanao «fety» ny Malagasy fa nanatanteraka lanonana. Fotoana nanehoana ireo fomba amam-panao heverina fa hampirindra hatrany ny fiarahamonina sy ny fifandraisany amin’Ilay Nahary. Saika vanim-potoana napetraky ny vahiny avokoa ny ankamaroan’ireo hanatanterahina «fety» ankehitriny. Na izany aza, fanararaotra ny tahaka izao fankalazana ny taom-baovao gregorianina izao. Fifanazavana, fifamelana, […]




