Mois : décembre 2022

Basikety-Africa Cup 3×3 : vonona hibata amboara ny ekipa malagasy

Hanomboka anio, any Le Caire Egypta, ny fifaninanana “Africa Cup 3×3”, karakarain’ny Fiba Afrika ary hitohy rahampitso. Vonona tanteraka ny ekipa Ankoay lahy sy vavy, mbola nitohy hartramin’ny omaly ny fanazaran-tena na­taon’izy ireo niaraka tamin’ ireo mpanazatra. Ho an’ny sokajy lehilahy, ao amin’ny vondrona no misy an’i Madagasikara ka hifanandrina […]

Karate-Tompondakan’i Afrika: nahazo medaly alimo roa i Madagasikara

Niditra an-tsehatra, nanomboka omaly ny atleta malagasy miatrika ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika any Durban. Medaly alimo miisa roa no efa norombahin’izy ireo. Mioty vokatra sahady ireo solontena ma­lagasy any Durban, andro voalohan’ny fifaninanana, na nisy aza ny fikorontanana teo amin’ny delegasiona malagasy. Medaly alimo roa sahady no norombahin’i […]

Antontam-baovao informatika: notoloran’ny Usaid tranokala ny ONE

Manampy an’i Madaga­si­kara hitahiry ny zavamananaina tsy manampaharoa i Etazonia. Natolotry ny Sam­pandraharaha amerikanina ho an’ny fampandrosoana iraisam-pirenena (Usaid), omaly 2 desambra ny tranonkala vaovao “Hay natiora” ho an’ ny Birao nasionaly misahana ny tontolo iainana (ONE). Namatsy vola ny fanatanterahana azy ny tetikasa Usaid Hay Tao, niara-niasa tamin’ ny […]