Mois : décembre 2022

Hetsika SNEAH: sarihina hisehatra amin’ny rano ny tsy miankina

Tsy misitraka rano ny 68%-n’ny Malagasy! Atao etsy amin’ny Lapan’ny Kolon­tsaina sy ny fantanjahantena Mahamasina, nanomboka omaly hatramin’ny asabotsy 4 desambra 2022 ny andiany voalohany amin’ny Hetsika ho an’ny rano, ny fanadiovana ary ny fidiovana na « Salon de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène » (Sneah). Mamo­lavola azy ny […]

Taolagnaro: maneho ny fahavononany hanohy ny fiaraha-miasa ny QMM

Fiandrasan-draharaha (service minimum) izao ny ataon’ny QMM any Taolagnaro. Fepetra noraisina ho fiarovana ny ain’ireo mpiasa sy mpiara-miombon’antoka aminy ao amin’ny toeram-pitrandrahana any Mandena. Tsy maintsy noraisina izany fepetra fiandrasan-draharaha izany taorian’ny fametrahan’ny andian’olona sakana amin’ny làlana mihazo ny toeram-pitrandrahan’ny QMM any Mandena ka tsy ahafahana miasa am-pilaminana. Araka izany, […]

Kitra – Mondial 2026 : nakarina ho 48 ny mpifaninana

Namaly ny fangatahan’ ireo firenena maniry ny handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany na “Mondial” ny Federasiona iraisam-pirenen’ny baolina kitra (Fifa). Arakaraka ny kaontinanta ny isa firenena handray anjara izany. Nan­dritra ny fivoriambe tany Qatar, ny alakamisy teo, tapaka fa hakarina 48 ny mpifaninana amin’ny Mondial 2026. Hitombo, […]

Nanahirana ny fitsarana : fantatra ny hiatrika ny famaranan’ny “Slam national” andiany faha 13

Nivoaka ny alakamisy lasa teo ny naoty sy ny anaran’ireo hiatrika ny famaranana, ny asabotsy 3 desambra 2022, eny amin’ny “Institut Fran­çais de Madagascar” na IFM. Miisa 7 ireo hiatrika izany famaranana izany, ahitana ny solontenan’ny An­­ta­nanarivo, Toliara, Antsirabe, Toamasina ary Mahajanga. Ny «Festival international de Slam Poesie» andiany faha13 […]