Année : 2022

Antoko Tsara Tahafina : ho kandidà filohan’ny Repoblika i Paraina Auguste

Ho kandidà filohan’ny Re­po­blika amin’ny fifidianana manaraka eo ny filoha nasionalin’ny antoko Tsara Tahafina, i Paraina Auguste, araka ny fa­nambarana ampahibemaso na­ta­on’ny antoko tarihiny, tany Vangaindrano, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Ta­min’izany rahateo no nanambarana ny fijoroan’ny antoko politika Tsara Tahafina. Fan­ta­tra fa tamin’ny 14 desambra la­sa teo no nahazo fankatoavana […]

Pretra Andrianjava Serge : “Aza avela ho an’ny mpanao politika ihany ny raharaham-pirenena”

Hisy ny fifidianana amin’ny taona ho avy. Aiza ho aiza ny fanomanana ny fiatrehana izany? Maneho ny fijeriny ny mpandinika, ny pretra Andrianjava Serge: “Aza avelantsika ho an’ny mpanao politika ihany ny raharaham-pirenena”. “Aza avelantsika ho an’ny mpanao politika ihany ny raharaham-pirenena. Ny fiainam-pirenena dia isika manontolo na aiza na […]

Hatsikana: hanome fahafaham-po ny mpankafy i Sombiniaina

Hanatanteraka fampisehona hatsikana, ny zoma 30 desambra 2022, eny amin’ny “Food Court – Le Colisée” Ampasanimalo, Ranarivelo Sombiniaina, fantatra amin’ ny anarana entiny miantsehatra hoe Sombiniaina. Hetsika karakaraina trano fisakafoanana iray eo an-toerana Ha­nom­boka amin’ny 3 ora tolakandro ny fampisehoana, ahitana ny seho hatsikana maro nampiavaka sy nahafantarana ity mpanakanto […]

Manararao-pety: fohazina ny maha Malagasy

Tsy mba nanao «fety» ny Malagasy fa nanatanteraka lanonana. Fotoana nanehoana ireo fomba amam-panao he­verina fa hampirindra hatrany ny fiarahamonina sy ny fifandraisany amin’Ilay Nahary. Saika vanim-potoana napetraky ny vahiny avokoa ny ankamaroan’ireo hanatanterahina «fety» ankehitriny. Na izany aza, fanararaotra ny tahaka izao fankalazana ny taom-baovao gregorianina izao. Fifanazavana, fifamelana, […]