Naterin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria, ny varotra sy ny fanjifana (MICC), Razafindravahy Edgard, tany Ambositra omaly, ny fitaovana fanodinana tantely ho an’Ambositra, faritra Amoron’Imania. Napetraka tany an-toerana moa ny Vovonana Platmiam* iarahan’ny tantsaha, ny kaoperativa ary ny mpandraharaha mpamokatra tantely iray volana mahery izay. Anisan’ny tompon’antoka amin’ny fampihodinana ny […]
Mois : janvier 2023
Tohana FAPBM : faritra arovana 64 hahazo famatsiam-bola
Miampy 15 ny Faritra arovana (AP) hisitraka ny famatsiam-bola avy amin’ny Fikambanana misahana ny faritra arovana sy ny zava-mananaina eto Madagasikara (FAPBM) amin’ity taona 2023 ity. Nampitomboana ny isany sy ny famatsiam-bola satria mihazakazaka ny fahasimban’ny ala. Miisa 64 ny Rafitra faritra arovana (SAPM) amin’ny 123 eto Madagasikara no hahazo […]
IHF Trophy U20: resy indray ny Akio
Faharesena indray no azon’ ny Akio de Madagasikara, tamin’ny andro faran’ny fifaninanana “IHF Trophy continental U20” Afrika, taranja handball. Lavon’i Guinée, tamin’ny isa 51 no ho 32 ny Akio lehilahy, tany Congo, omaly. Fandresena tokana ihany izany no azon’ny ekipam-pirenena malagasy, tao anatin’ny lalao dimy izay nataony. Raha hiverenana ny […]
SESAM 2023: hiavaka ny andiany fahatelo
Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny Espace Akouna Alasora, ny hetsika Sesam (Sports Extrêmes et Salon des Arts Martiaux), andiany faha-3. Hetsika natao hampahafantarana taranja iray misehatra amin’ny “arts martiaux” sy ny «sports Extrêmes». Hampiavaka ny hetsika, ny kalitaon’ny zavatra hasehon’ireo mpandray anjara ary hisy mihitsy ny fifaninanana «stand» mendrika indrindra, ho […]
Chan 2023 : naneho ny heviny i Dax sy Jean Yves
Tsy mitsahatra ny mizara sy manome vaovao mahakasika ny fifaninanana “Chan Algérie 2023”, ho an’ny Malagasy ny Barea. Araka izany, nisy ny resadresaka nataon’i Dax sy i Jean Yves, tao anaty tambajotran-tserasera, omaly. Hoy i Dax, mpilalao sangany ao amin’ny Barea Chan: “Ny zavatra hita, mahay miara-miasa avokoa ny mpanazatra […]




