Mois : janvier 2023

CUA – Tetikasa lalankely: nahazo fitaovam-panadiovana ny orinasa SMA

Nisitraka fitaovam-panadiovana avy amin’ny fikambanana GRET ny orinasa SMA (orinasa monisipaly misahana ny fanadiovana), omaly. Notanterahina tetsy amin’ny Mikoja Ampa­sa­pito ny fanomezana izany. Natolotra azy ireo nandritra izany, ny fitaovam-panadiovana sy fitaovana fiarovana amin’ny asa fanadiovana. Toy ny akanjo aro-orana, baoty sy kapa fitondra amin’ny orana, kifafa, satroka ary borety. […]

Japoney sy Pam: manohana ny sakafo an-tsekoly

Nanomboka ny taona 1998 no efa niara-niasa ny minisiteran’ny Fanabea­zam-pirenena sy ny masoivoho japoney miasa eto amintsika manatsara ny kalitaon’ny fampianarana. Miompana betsaka amin’ ny fampivoarana ny fizarana sakafo an-dakilasy ny fanohanany. Nanampy tamin’ny fampivorana ny sakafo an-tsekoly koa ny fampiasana ny fomba fiasa japoney Seikatsu Kaizen teny anivon’ny Farimbon’ […]

AFT : hisy ny fankalazana ny “Nuit de la lecture”

Tanterahina ny takarivan’ny asabotsy 21 janoary 2023, ny “Nuit de la lecture”, amin’ity taona 2023 ity. Isan’ny mankalaza izany koa ny eto Madagasikara, amin’ny ala­lan’ny Alliance Française. Ny amin’ity taona ity, ny any Toamasina no mankalaza izany amin’ny alalan’ny hetsika tanterahina ao amin’ny Alliance Française Toama­sina, manomboka amin’ny 4 ora […]

Hira sy vakodrazana malagasy : mitrandraka ny any an-doharano ny tarika Diary

Ny miezaka mamelo-maso, mitahiry ary mampahafantatra ireo haren’ny mozika nentim-paharazana misy ma­nerana ny Nosy amin’ireo taranaka no antom-pisian’ny tarika Diary, izay niorina ny taona 2020. Mitrandraka ha­trany ifotony mihitsy ry zareo amin’izany. “Tononkira mirakitra anatra, misy vontoatiny no jarianay mba ho fanabeazana feno sahaza ny isam-baravarana. Ny trangam-piainana andavanandro (fitiavana, […]