Mois : janvier 2023

Sambava : natsahatra ny fampianarana noho ny orambe

Mitondra rotsakorana be sahady ho an’ny distrikan’i Sambava ny tangoron-drahona any an-dranomasina. Nandray fepetra nampitsahatra ny fampianarana ny Cisco. Nijohy nanomboka ny alahady alina ary nitohy hatramin’ny omaly tontolo andro ny orana any amin’ny distrikan’i Sambava, araka ny fanazavan’ny pro­viseur ny Lycée ao an-toerana, omaly. Vokany, niakatra avokoa ny rano, […]

Jirama -Toamasina: mahazo vahana indray ny delestazy

Herinandro maninjitra izay, manomboka miverina indray ny fahatapatapahan’ny herinaratra eto Toamasina. Ary ny herinandro lasa teo, andron’ny alarobia, alakamisy sy zoma dia tapaka hatramin’ny rano. Raha iverenana ny fahatapahan’ny herinaratra, tsy mifidy ora izany ary tapaka iray manontolo ny amin’ny renivohitry ny toekarenan’ i Ma­dagasikara, tapaka ny ali­na, mitohy ny […]

Fanararaotana vidin’ny PPN : fandoavana lamandy na fanakatonana ny tsena

Nandray fepetra ny minisiteran’ny Indostria, ny varotra, sy ny fanjifana (MICC) manoloana ny fiakaran’ny vidin’entana ilaina andavanandro (PPN), indrindra fa nisy ny fandrahonana nataon’ireo mpitatitra hitsahatra amin’ny fitaterana ataony noho ny lalan-dratsy Antana­na­rivo –Toamasina (Rn2). « Miatrika ny maitsoahitra rahateo ny MICC, hanaraha-maso ny vidin’entana sy ny tahiry, toy ny vary, […]

Fihariana: mahasarika olona maro ny fiompiana akoho gasy

Fihariana iray mahasarika olona maro ny fiompiana akoho gasy, mety hahazoana tombony betsaka, araka ny isany, izay miankina amin’ny toerana misy azy. Hita fa mbola betsaka amin’ny mponina amin’izao fotoana ny manao fiompiana tranainy, izany hoe, tsy tena matihanina ny ankamaroan’ny mpiompy mbola mampiasa fiompiana tranainy. Hatramin’izao aloha, araka ny […]

Fanadihadiana : mikatso ny toekarena amin’ny sehatra maro

Sakana lehibe ho an’ny fampandrosoana eto Madagasikara ny harinkarena maivana sy ny krizy maro miverimberina. Eo ny krizy politika matetika fa eo koa ny Jirama sy ny lalan-dratsy tsy afahana miasa, nampian’ny valanaretina Covid-19 tamin’ny 2020. Intelo nikatso lalina ny toekarena raha nihen-danja -7,1% noho ny fikatonan’ny tsena amin’ny sehatry […]