Tsy ilay fanahy resahina any am-piangonana akory io fa ilay « fanahy maha olona » izay fantatry ny Malagasy tsara ny fisiany. Izany hoe, fahalalana fa tsy finoana eto no hofakafakaina. « Very fanahy mbola velona tahaka ny valala voatango », hoy ny Malagasy. Tsy afa-manao na inona na inona fa ilay elatra natao […]
Mois : janvier 2023
TGC- Jaws Band –Meva Gospel: “Hatao hampiray ny Malagasy koa ny Fiderana”
“Tamatave Midera”. Ankoatra ny maha seho fiderana goavana azy, hanehoana firaisankina ihany koa ny hetsika. Hanomboka ao Toamasina ary kasaina hiparitaka manerana ny Nosy izany. Raha ho an’ny gospel manokana, anisan’ny hetsika goavana indrindra homanina ny “Tamatave Midera”. Nitondra fanampim-panazavana tetsy amin’ny Ethnika Analakely, omaly, ny solontenan’ireo mpanakanto sy ny […]
Tabera Randriamanantsoa: “Andao aloha hikaon-doha”
“Vonona hatrany amin’ny fifidianana ny antoko Kintana. Fifidianana manao ahoana izay? Tamin’ny taona 2013 izahay no efa niteny na nirotsaka ho filohan’ny Repoblika aza tamin’izany fotoana izany: andao aloha hanao fihaonambem-pirenena”, hoy ny mpandrindra nasionaly sady filohan’ny antoko Kintana, Tabera Randriamanantsoa, manoloana ny raharaham-pirenena. Nanao fifidianana filohan’ ny Repoblika hatrany […]
Momba ny toriteny teny amin’ny Coliseum : Miantso fitoniana ny loholona Ramanambintana R.
“Manentana ny hisian’ny fitoniana sy fitondrana amim-bavaka ary fifampifonana eo anatrehan’Andriamanitra manoloana an’ireny trangan-javatra mitarika savorovoro sy fisaraham-bazana ireny”, hoy ny diakona eo anivon’ny FJKM sady loholona, Ramanambintana Richard, manoloana ny resabe momba ny toriteny teny amin’ny Coliseum, ny alahady lasa teo. Ny lalàmpanorenantsika ary azo lazaina ihany koa ny […]
Filoha nasionalin’ny Tim : “Miaina anaty fahantrana lalina ny Malagasy”
Nandray ireo mpikambana Tim avy any Itasy sy ireo avy amin’ny Hetsika pro Ravalomanana (HPR), ny filoha nasionalin’ny antoko, Ravalomanana Marc, omaly teny Faravohitra. Hentitra ny nambarany. “Ireo olom-bitsy mahazo tombontsoa manokana amin’izao fitondrana izao sisa no sahy milaza fa mandroso ny firenena. Miaina anaty fahantrana lalina ny 90% -n’ny […]




