Ho famaranana ny taona 2022 sy ho fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pikatrohana 2023, mikarakara hetsika goavana ny seksionan’ ny Basikety Antananarivo Renivohitra (SBBAR). Hetsika hotanterahina rahampitso asabotsy 14 janoary, eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina. Araka ny fandaharam-potoana, hizara roa mazava tsara ny fotoana, hisy ny lalao miisa 4, ka […]
Mois : janvier 2023
Kitra – «Chan 2023»: mety halalaka ny lalan’ny Barea, niala an-daharana i Maroc
Araka ny vaovao farany tao anaty tambajotran-tserasera, dia tsy isan’ireo ekipa handray anjara amin’ny « Chan Algérie 2023» i Marôka. Nihena iray izany ny vondrona « C », izay misy an’i Barea de Madagascar sy Ghana ary Soudan. Vaovao iray vao mafana ihany koa no nahalalana fa tsy ho anisan’ireo handray anjara amin’ity andiany […]
Vary tsinjo : 35 taonina lany tao amin’ny boriborintany telo
Lany tao anatin’ny boriborintany telo eto an-dRenivohitra ny atsasa-manilan’ireo vary aparitaka manerana ny fokontany 54 nanomboka ny fiatombohan’ny herinandro teo. Sandaina amin’ny vidiny 650 Ar ny kapoaka. Lafo tao amin’ny boriborintany I, II, III eto an-dRenivohitra ny 35 taonina tamin’ireo vary tsinjo naparitaky ny fitondram-panjakana, afakomaly. Natao hamahana ny olan’ny […]
Tranoben’ny tantsaha : miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro hanatsarana ny fambolena
Miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro amin’izao fotoana ny fikambanana sy ny vondron’ny tantsaha maro, na ireo mahaleo tena amin’ny asa fambolena. Araka ny fanamarihan’ny Tranoben’ny tantsaha azy, misy ireo fikambanana sy vondrona ireo, nefa tsy ampy ny rotsak’orana eto amin’ny Nosy na mitanila ny fiavian’ny orana, misy faritra mahazo rano ny […]
Institut Pasteur-LHAE : fitaovana vaovao hitiliana ny kalitaon’ ny rano
Mamatsy vola ny tetikasa Rise (Recherche, innovation, surveillance et évaluation) ny Sampandraharaha amerikanina ho an’ny fampandrosoana (Usaid). Manatanteraka azy ny sampana laboratoara misahana ny fahadiovan’ny sakafo sy ny tontolo iainana (LHAE) ao amin’ny Institut Pasteur de Madagasikara (IPM). Tanjona ny hahatsara ny kalitaon’ny rano fisotro, ka hitiliana sy hanaraha-maso ny […]




