Mois : janvier 2023

Tetikasa Papriz : hizarana zezika ny mpamboly

Manohana ny tetikasa Pap­riz ny orinasa Ambatovy, anisan’ny ahitana renivola ja­po­ney Sumitomo. Hisy ny fi­zara­na zezika ny tantsaha mpamboly, ao anatin’ny tetikasa ja­poney Papriz, hiatrehana ny taom-pambolena 2022-2023. Tanteraka izany, taorian’ny fifampiraharahana teo amin’ny filoha Rajoelina sy ny tale je­neralin’ny Sumitomo Cor­po­ration, nandritra ny fi­haonam­be Ticad faha-8 tany Tonizia. Tanjona […]

Hiverina tsy ho ela ny zotra FCE : tonga ao Fianarantsoa ny lohamasinina

Eo am-panarenana ny zotra an-dalamby FCE mampitohy an’i Fianarantsoa mankany Manakara. Nosoloina ny komity mpitantana ary efa tonga any Fianarantsoa ny lohamasinina nalefan’ny orinasa Madarail. Mandeha ny fanarenana ny zotra an-dalamby FCE. No­foanan’ny fi­lankevitry ny mi­nisitra, ny alarobia 4 janoary teo, ny Komity mpitantana teo aloha. Hamoa­ka didim-pitondrana kosa ny […]

FFR : handimby an’i Bernard Laporte i Patrick Buisson

Taorian’ilay sazy nahazo an’i Bernard Laporte, filo­han’ny federasiona frantsay, taranja rugby, nanolotra an’i Patrick Buisson handimby azy ity lehiben’ny FFR ity. Vao­vao izay hita tao anaty tam­bajotraN-tserasera, omaly. Tsiahivina fa voasazy tsy mahazo mitondra ny FFR i Bernard Laporte, mandra-pahatongan’ny fitsarana azy. I Patrick Buisson dia filoha lefitry ny FFR. […]