Notanterahina, omaly, ny dingana faha-5 amin’ny fifaninanana “Rally Raid Moto”, izay atao any Dakar. Izay vao nahazo ny fandresena voalohany tamin’ity taona ity, i Van Beveren, mpanamory frantsay ao amin’ny ekipan’ny Honda. Tsiahivina fa izy izay avy nankalaza ny faha-32 taonany, ny alarobia lasa teo. Marihina fa vitan’ity Frantsay ity […]
Mois : janvier 2023
Tenisy ambony latabatra: miisa fito ireo ligy hiady ny lohany
Notanterahina, omaly, ny lanonam-panokafana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy ambony latabatra, taona 2022. Fifaninanana izay natao teny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Miisa fito ireo ligy handray anjara, toy ny ligin’Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Ambositra ary Matsiatra Ambony. Tsiahivina fa klioba 42 avy amin’ireo ligy fito […]
Kitra – “Chan 2023” : hihaona amin’ny Congo Brazzaville ny Barea de Madagascar
Ho fiantrehan’ny Barea de Madagascar ny “Chan 2023”, dia atao anio ny lalao fanomanana eo aminy sy i Congo Brazzaville. Izany dia hotanterahina any Tonizia. Nisy ireo fitaovana nomen’ireo mpilalao malagasy mila ravinahitra, ho an’ny Barea Chan. Hotanterahina, anio, any Tonizia ny lalao ara-pirahalahiana, eo amin’ny Barea de Madagascar sy […]
Fifa : namoaka mpitsara iraisam-pirenena malagasy 19
Azo lazaina fa matoky ny rafitra iraisam-pirenen’ny taranja baolina kitra malagasy ny federasiona misahana ny baolina kitra eran-tany na ny Fifa. Nisy ny famoahan’izy ireo ny anaran’ireo mpitsara iraisam-pirenena malagasy miisa 19, taona 2023, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Fifa, omaly. Ny enina amin’izy ireo dia mpitsara afovoany, raha mpitsara mpanampy kosa […]
Depiote Raholdina Naivo: “Volabe ny fivoriana tsy ara-potoana”
“Raha manao fivoriana tsy ara-potoana, mbola volabe io. Hatramin’izao aloha, raha izaho manokana no anontanianareo: tsy mbola hahahaino aho… Ny amin’izay fangatahana fivoriana tsy ara-potoana izay io”, hoy ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny IRD, Antananarivo V, Raholdina Naivo, ny amin’ny resaka mandeha hoe hisy fangatahana ny hanaovana fivoriana tsy ara-potoana […]




