Mois : janvier 2023

Manasa-dalana « Mondial Hand 2023 »… Hanala vela amin’i Soeda i Frantsa

Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalana “Mondial Handball 2023” lehilahy i Frantsa.  Araka izany, hanala vela amin’i Soeda izy ireo anio, any Stockholm. Raha hiverenana ny lalao ampahefa-dalana, lavon’ny Les Bleus tamin’ny isa 35 no ho 28 i Alemaina. Fihaonana izay natao tany Pologne, ny alarobia lasa teo. I Soeda kosa […]

Fiaraha-miasa… Manohana an’i Madagasikara hatrany ny fanjakana Indianina

“Vonona hatrany izahay ny hanohana an’i Madagasikara eo amin’ny lafiny fiarovana an-dranomasina, ny fampianarana, ny fahasalamana, ny fizahantany ary ny teknolojia, toy ny fiaraha-miasa rehetra efa nisy hatramin’izay”, hoy ny masoivohon’ny Repoblika Indianina miasa sy monina eto Madagasikara, Bandaru Wilsonbabu. Nandritra ny fankalazana ny faha 74 taonan’ny fetim-pirenena indianina no […]

USAID-Hay tao… Ho rakotr’ala indray i Madagasikara

“Maro ny vokatra azo tamin’ny tetikasa USAID Hay tao”, hoy ny tompon’andraikitra. Manampy an’i Madagasikara mba  hanatratra ny tanjona:  “Ho rakotr’ala indray. Nofaranana  tamin’ny fikaonandoha teo anivon’ny  mpikambana ny tetikasa USAID Hay tao, omaly. Notanterahana teny Anosy ny lanonana.  Tanjona ny hanampiana an’i Madagasikara  amin’ny  fitantanana  ny harena voajanahary  sy […]

Base Toliara… Mitaky ny mangarahara ny tanora manam-pahaizana

Anisan’ny naneho hevitra mikasika ny tetikasa Base Toliara ny fikambanan’ny tanora manam-pahaizana, « Jeune cadre de Toliara » (JCT). Nilaza ny filoha lefiny, Zafera Ulrich, omaly, fa « tsy manakana ny hanokafana indray ny orinasa Base Toliara izahay, satria, tanjona ny hisian’ny fampandrosoana any Toliara sy ny faritra Atsimo Andrefana. Iaraha-mahalala fa mandalo […]

Tetikasa Produir… Anisan’ny miaro amin’ny tondra-drano ireo fotodrafitrasa vita

Mitondra ora-mikija manerana ny Nosy ny rivodoza Cheneso. Tsy afa-bela amin’izany ny eto Antananarivo, miantraika  any amin’ireo fotodrafitrasa maro mitantana ny fivarinan’ny rano.  Nisy ny fandrindrana mialoha ny asa hatao, mba hampihenana ny fiantraikan’izao tranga vokatry ny toetr’andro ratsy izao. Isan’izany ny fotodrafitrasa nataon’ny Tetikasa fampandrosoana ifotony sy fiatrehana ny […]