Notanterahina teny amin’ ny kianjan’i Vontovorona ny fihaonan’ny Fosa Junior Boeny sy ny Asa Diana. Resin’ny Fosa tamin’ny isa 3 no ho 1 ny Asa. Fifandomana natao omaly, ho an’ny kaonferansy avaratra. Izy ity dia lalao tafiditra amin’ny andro faha-13 ny “Orange Pro League” (OPL). Raha hiverenana ny lalao, ny […]
Mois : février 2023
Utop 2023 : andrasana ny fahatongavan’ilay kalaza, i Benoit Girondel
Raikitra ny fifaninanana “Utop 2023”! Hotanterahina ny 12 hatramin’ny 14 mey 2023 izao, ny andiany faha-14 amin’ny hazakazaka Utop. Manodidina ny 2000 mahery ny isan’ny mpihazakazaka handray anjara ary andrasana ny fahatongavan’ilay mpihazakazaka vahiny, i Benoit Girondel, izay mpandresy indroa nisesy ny taona 2017 sy 2018. Ho tazana ihany koa […]
Basikety : nifandanja i Mayotte sy ny Malagasy
Nifarana, omaly, ny lalao ara-pirahalahiana notanterahin’ny ekipan’i Mayotte teto Madagasikara, izay nifanandrinan’izy ireo tamin’ny ekipan’ny GNBC sy ny Cospn. Nifandanja tanteraka ny fihaonana teo amin’ny roa tonta, satria isa 2 monja (75-73) ny nandavoan’i Mayotte ny ekipan’ny GNBC sy Cospn nitambatra, omaly, teny amin’ ny Lapan’ny fanatanjahantena, Mahamasina. Nanantombo ry […]
Taekwondo WT – « Poomsae Open Paris » : anisan’ireo nitsara ny fifaninanana i Nicolas Ragonz
Tontosa ny faran’ny herinandro teo tany Frantsa, ilay fifaninanana «French G1 Poomsae Open 2023 Paris», eo amin’ny taranja Taekwondo WT. Anisan’ireo mpitsara, i Nicolas Ragonz. Miisa 270 ny mpandray anjara tamin’ity fifaninanana ity, ka na tsy nanana solontena aza isika teo amin’ny mpikatroka, notendren’ny mpikarakara hiandraikitra ny lafin’ny fitsarana kosa […]
Andraikiba: Fiara 4×4 nifatratra tany anaty rano
Nifangaro ny tsindry hisatra sy ny hitsaka fandodona, nifatratra tany anaty rano ny fiara tsy mataho-dalana iray tao Andraikiba, nandritra ny andron’ny mpifankatia, afakomaly. Nanararaotra ny fotoana natokana ho an’ny olon-droa, niala sasatra teny amoron-drano ireto mpifankatia ireto. Nitondra fiara ny lehilahy kinanjo nifandiso ny tongony. Voahitsaka tamin’izany ny hitsaka […]




