Mois : février 2023

Fotodrafitrasa: mitohy ny fanamboarana ny teleferika

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 1 febroary teo, ny fampahafantarana ny fivoaran’ny asa fanamboarana ny fotodrafitrasa teleferika, na fitaterana mihantona ampiasana tariby (TPC). Efa manomboka ny fanamboarana ny zotra Anosy-Soarano-Ambatobe. Tsy misy intsony ny sa-kana, satria efa nankatoavin’ny banky So­ciété générale, ny 31 janoary 2023 teo, ny famoahana ny […]

Toetr’andro : ahina mafy ny rivodoza amin’ny herinandro

Nanazava ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Am­pandrianomby fa vinavinaina hanome vahana ny fiforonana rivodoza ao amin’ny Ra­no­masimbe Indiana sy ao amin’ny lakandranon’ny Mozambi­ka ireo fepetra an-dranomasina sy ny atmosfera amin’io herinandro miditra io (06 – 12 Febroary 2023). Misy fanahiana kely ho an’i Madagasikara ny amin’izany fiforonana andro […]

Fitsidihan’ny filoha Rajoelina ny any Marovoay : nahazo tohana ara-tsakafo sy tolotra ara-pahasalamana ireo traboina

Nitsidika ny distrikan’i Marovoay ny filoham-pirenena Rajoelina Andry nanomboka omaly ka ny kaominina Ankaboaka no nisantarany izany ary nitondrany tohana ho an’ny traboina miaraka amin’ny tolotra ara-pahasalamana. Nitondra fanampiana ho an’ireo traboina noho ny rivodoza Cheneso ao amin’ny kaominina Ankaboaka, distrikan’i Marovoay ,faritra Boe­ny, ny filoham-pirenena, Ra­joelina Andry, omaly. Ma­ha­tratra […]

CUA – SMA – SMEV : nanao fizaham-pahasalamana teny ifotony

Manatanteraka hetsika ara-pahasalamana maimaimpoana ny CUA miaraka amin’ny SMA sy ny SMEV nanomboka omaly ary mitohy anio. Nisantatra ny hetsika fizaham-pahasalamana omaly, teny Ampasampito, ireo mpiasan’ny SMA sy ny SMEV ombam-bady aman-janaka. Nahafahana nanao fitiliana ny diabeta, tosidra, fizahana maso, fandanjana sy fanomezana torohevitra ny reny sy ny zaza. Nisy […]