Tsy honohono fa tranga iaraha-mahita eny anivon’ny fiarahamonina. Malagasy tsy mahay miteny na manonona ny teniny. Malagasy tsy mahay manoratra ny teny malagasy. Taiza ny lesoka ? Tsy alefa lavitra akory ny fanadihadiana dia efa hita miharihary ny lesoka. Ny fandaharam-pianarana sy ny fanabeazana. Fanarenana goavana no miandry azy ireo. Tsy […]
Mois : février 2023
Muay Thai : hanokatra ny taom-pikatrohana 2023
Hotanterahina ny 6 febroary ho avy izao, ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny taranja Muay Thai, hay ady avy amin’ny kolontsaina thailandais sy asiatika. Tsy diso anjara ny mpiangaly izany eto Madagasikara fa hankalaza ihany koa. Nambaran’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny Muay Thai, Rakotoalizao Haina Tiana Gervais, fa sady fanokafana […]
Basikety-Fanomanana ny JIOI : hitsapa ny Cospn sy ny GNBC i Mayotte
Tsy matoritory intsony ireo Nosy rahavavy, hiatrika ny lalaon’ny Nosy, hotontosaina afaka enim-bolana eto Madagasikara fa tena efa anaty fanomanana tanteraka. Nigadona tetsy amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, omaly, ny ekipan’i Mayotte, taranja basikety. Hitsapa ny Cospn sy ny GNBC ny anton-dian’izy ireo, araka ny fantatra ka hiatrika lalao maromaro ho fanomanana […]
Ping pong-Afrika: valo mianadahy ho any Djibouti
Hotanterahina any Djibouti, ny 9 hatramin’ny 12 marsa, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny faritra atsinanana, taranja tenisy ambony latabatra. Manana solontena valo mianadahy hiatrika izany isika. Tanjona fohy ezaka tratrarina miaraka amin’ireto mpilalao ireto ny fandrombahana ny anaram-boninahitra ho tompondakan’i Afrika Atsinanana. Io no hahafahana mandray anjara […]
Chan Algérie 2022: hiady medaly alimo ny Barean’i Madagasikara
Mbola manana fanantenana fa tsy mody tanam-polo ny Barea amin’ity fifaninanana “Chan Algérie 2022” ity. Hifanandrina amin’i Niger haka ny medaly alimo ry zalahy, anio, any Oran. Hotanterahina anio ny lalao fiadiana ny medaly alimo, laharana fahatelo, amin’ny fifaninanana “Chan Algérie 2022” taranja baolina kitra. Hikatroka amin’izany ny Barean’i Madagasikara […]




