Mois : février 2023

Seranam-piaramanidina Ivato: nidoboka am-ponja ireo mpibata entana roa lahy

Tsy fantatra mazava raha toa ka lonilonin’ny namany na vokatry ny halatra nataony, roa lahy indray nigadra noho ny halatr’entana tetsy Ivato. Niakatra fampanoavana, nidoboka am-ponja vonjimaika avokoa ireo roa lahy voasaringotra tamina fangalaran’entana mpandeha iray teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, omaly. Na­nao fitarainana teo anivon’ny zandary ao Ivato ny mpandeha […]

Tennis de table-Championnat d’Afrique de l’Est : huit joueurs en quête d’une qualification africaine

Madagascar aligne huit pongistes à Djibouti, du 9 au 12 mars lors du championnat d’Afrique zone Est. Ils sont huit pongistes qui vont défendre la couleur nationale au championnat d’Afrique de l’Est, qualificative pour le championnat d’Afrique d’Algérie, la compétition se déroulera du 9 au 12 mars à Djibouti. Pour […]