Fantatra omaly, tao anaty tambajotran-tserasera fa tsy afaka hilalao mandritra ny roa volana i Ferland Mendy, mpilalao Frantsay milalao ao amin’ny Real Madrid Espaina. Araka ny vaovao dia ilay ratra nahazo azy tamin’ny lalao ampahavalon-dalana ny “Coupe du Roi Espagne”, izay nihaonan’ i Real Madrid sy Atletico Madrid no nitarika […]
Mois : février 2023
Fifindran-dRakol ao Mouloudia : neken’ny CFFA ny fandehanany any Algerie
Notanterahina ny alatsinainy lasa teo ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Mouloudia Alger sy ny CFFA, ny amin’ny fifindran-toeran-dRazafindranaivo Koloina, hilalao any Algerie. Mitentina 50.000 Euros na 232 tapitrisa Ar ny teti-bidin’ izao fandehanan’ity mpilalaon’ny CFFA Andoharanofotsy ity izao, hilalao ao Mouloudia mandritra ny 3 taona sy tapany. Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), ben’ny […]
NBA 2023 : misongadina i Doncic
Mamiratra tanteraka i Luka Doncic, mpilalao Basiketin’i Dallas, amin’ny fifaninanana basikety NBA 2023. Nandresy tamin’ny isa 111 no ho 105 an’i Detroit ny Dallas ny alatsinainy lasa teo. Lalao izay tafiditra amin’ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ny kaonferansy andrefana na “Conference Ouest” ny NBA 2023, any Etazonia. […]
Kitra – «Chan 2022»: nosakanan’i Senegal ny lalan’ny Barea de Madagascar
Nifarana teo amin’ny dingana manasa-dalana ny dian’ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”. Resin’ny Lion de Teranga ry zalahy. Noravain’ny Liona-n’i Teranga Senegal, ny nofinofin’ny Barea de Madagascar eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja […]
Literatiora: Ezaka ny fampodin-kasina ny teny malagasy
Tontosaina anio, eny amin’ ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny velan-kevitra “Ny fombam-pitenenena malagasy”. Hetsika karakarain’ny fikambanana Famoloana Telozoro, “Tanjona amin’izao ny hanokatra sehatra ifanakalozam-pahalalana mikasika ny kolontsaina sy ny literatiora ary ny teny malagasy eo amin’ ny samy mpanoratra sy izay liana amin’izany.” hoy i Sitraka Feno Tanteraka, izy izay hitondra […]




