Mois : février 2023

Kitra – OPL : niakatra faharoa ny Ajesaia

Lasa laharana faharoa ao amin’ny kaonferansy avaratra ny Ajesaia Bongolava. Resiny tamin’ny isa 3 no ho 1 ny Asa Diana. Lalao notanterahina ny alarobia lasa teo, teny Ambo­hidratrimo. Fifandonana tafiditra amin’ny andro faha-10 amin’ny fifaninanana “Oran­ge Pro League”. Tsiahivina fa nanokatra ny isa voalohany ny Asa, baolina tafiditr’i Oelinot teo […]

Kick boxing – Lalaon’ny Nosy 2023 : efa tapaka ny fitsipika hifehy ny fifaninanana

Tontosa tamin’ny 13 fe­broary lasa teo ny fivoriana nandinihana ireo fitsipika hifehy ny taranja kick boxing, mandritra ny andiany faha-11 ny lalaon’ny Nosy. Tamin’ny alalan’ny “visioconférence” no nizoran’ny fivoriana, ka nandray anjara tamin’izany avokoa ny solontenan’i Maorisy, La Réunion, Seychelles, Mayotte ary i Madagasikara. Tsiahivina, ny discipline Low Kick no […]

Basikety 3×3-Alley Hoop: hifarana ny 1 marsa ny fisoratana anarana

Anatin’ny fanomanana tanteraka ny fifaninanana «Alley Hoop 3×3», taranja basikety, amin’izao ny Radio des Jeunes (RDJ), miaraka amin’ireo mpiara-miombon’ antoka aminy. Mbola manana hatramin’ny 1 marsa, hisoratana anarana, ireo maniry handray anjara. Eny amin’ny RDJ Analakely ny taratasy fisoratana anarana, araka ny fanazavan’ny mpikarakara. Tsiahi­vina, ny 3, 4 ary 5 […]

Kitra – CAN 2023: hitsara ny lalaon’i Lesotho sy Zambia i Dimbiniaina

Nahazo anjara amin’ny fitsarana lalao iraisam-pirenena indray ny mpitsara malagasy. Ny fifanintsanan’ny Can 2023 no hanatanterahan’i Dimbiniaina izany fitsarana izany. Notendren’ny Kaonfede­rasiona afrikanina hi­tsara ny fihaonana eo amin’ny ekipam-pirenen’i Le­sotho sy Zambia, taranja baolina kitra ilay Malagasy, Andriaroanarivelo Dimbi­niaina. Marihina, mpitsara mpanampy ny toerany, izay efa manana ny fahaiza-manao ny […]

Fifidianana kaOminaly : namaly ny MMM ny Ceni

“Ny rafi-pitantanana eto amintsika, tsy ny Ceni irery no manapa-kevitra. Aza hadinoina, fa misy mbola iandrasana didim-panjakana ny asan’ny Ceni sasantsasany. Tsy manana fahefana hamoaka didim-panjakana ny Ceni.” Izay ny fanazavan’ny filoha lefitra voalohan’ny Ceni, Andria­malazaray Andoniaina, mom­ba ny fitakian’ny mpanao politika sasany, toy ny MMM ny tokony hamoahana ny […]