Mois : mars 2023

Volley-JIOI 2023 : hanampy ny ekipa malagasy i Melissa sy i Ricco ary i Ghislai

Fantatra ireo mpilalao hiatrika ny fampivondronana, hiomana amin’ny lalaon’ny Nosy, hatao eto Madagasi­kara, ho an’ny taranja Volley-ball. Mpilalao 20 lahy sy 20 vavy no hifantenana izay handrafitra ny ekipa nasionaly, ho an’ny volley anaty efitrano. 11 hahy sy 8 vavy kosa ho an’ny Beach Volley. Araka ny hita ao anatin’ny […]

Barean’i Madagasikara: hiala tsy ho mpanazatra Atoa Nicolas Dupuis

Mazava ny resaka! Misaraka ny lalan’ny ekipam-pirenena malagasy sy Atoa Nicolas Dupuis. Nanapa-kevitra ny tsy hanavao intsony ny fifanarahana ny tenany raha vao migadona ny volana septambra. Nanambara tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly zoma i Ni­colas Dupuis fa tsy hanavao ny fifanarahana amin’ny ha­naza­rana ny Barea de Mada­gas­car intsony, ny tenany. […]

Olan’ny Karate- Do malagasy : mijoro ara-dalàna ny Federasiona tarihin’i Emile R

“Tsy marina ny filazana fa tsy misy ny federesiona karate-do eto Madagasikara”, hoy Ratefinanahary Emile, filo­han’ny Federasiona malaga­sin’ny Karaté-Do, ny alakamisy 16 marsa lasa teo, teny Tsimbazaza. Nomarihin’izy ireo fa nankatoavin’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena ny fisian’ny Federasiona izay tarihin’i Emile Ratefina­nahary, nandritra ny fivoriambe tsy ara-potoana na ny “AG extra ordinaire”, […]

Varotra ivelany : I Chine no tena ifanakalozan’i Madagasikara

Anisan’ny mampidi-bola eto Madagasikara ny fanondranam-bokatra, hatramin’ izay vokatry ny fambolena sy jono. Taty aoriana niampy ny harena an-kibon’ny tany, vatosoa sy volamena. Amina tapitrisa dolara maro ny tambiny amin’ireo fa misy miverina eto Madagasikara, misy mijanona any ivelany. Raha ny vokatry ny fambolena, ny lavanila sy ny jirofo no […]