Mois : mars 2023

Pendant ce temps…

Des petites maisons de fortune faisant office de salles de classe, des universités délabrées censées former les leaders de demain, des écoles à tous les coins de rue, quel avenir voulons-nous réellement pour nos enfants ? L’heure est grave car l’éducation se dégrade dans le pays. Hier encore les étudiants […]

Conseil des ministres: Levée de la suspension sur l’exportation de l’or

Après trois ans d’enquête menée à Dubaï, en collaboration avec les partenaires techniques dont les résultats ont été présentés hier en conseil des ministres, l’Etat malagasy a décidé de lever la suspension sur l’exportation de l’or, en vigueur depuis septembre 2020. Depuis le début de cette enquête en 2020, l’Etat […]

“Dictée de la Francophonie”: efa manana ny toerany ny teny frantsay

“Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa ho feheziko”. Efa mahafehy ny teny frantsay tokoa raha ireo mpifaninana taminy ity hetsika ity, indrindra ny ankizy. Miezaka hatrany ny tomponandraikitra mampiakatra ny lentan’ny fifaninanana hahatsaratsara kokoa izany. Tontosa ny 27 marsa 2023, teny amin’ny Alliance Française d’An­tananarivo Andavamam­ba, ny famaranana ny fifaninanana […]

Nahomby ny fiarovana : niverina hita indray ny vorona Ankoay

Nitsangana ny fiandohan’ny volana marsa teo, ny vovonana Firaisankina ho an’ny faritra arovana eto Madagasi­kara (CAPM). Tanjona ny ha­nairana sy ny hampahafantarana ny rehetra ny lanjan’ny fiarovana sy ny lanjan’ny biby sy ny zavamaniry eo amin’ny lafiny toekarena maharitra eto amintsika. Hasogandina amin’izany ny fitantanana sy ny fiarovana mahomby amin’ny […]