Tontosa ny 28 marsa 2023 ny fametrahana ny orinasa mpanodina tantely ao amin’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo, distrika Atsimondrano, ao anatin’ilay tetikasam-panjakana momba ny fananganana indostria iray isaky ny distrika na ny ODOF*. Niara-nientana tamin’ny minisitera misahana ny indostria sy ny Fivmpama (Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy) ny kaominina Alakamisy Fenoarivo amin’ny fametrahana […]
Mois : mars 2023
Vokatra ny paoma : 1000 Ariary ny kilao any Antsirabe
“Manodidina ny 1000 Ariary ny kilaon’ny paoma any Antsirabe amin’izao fotoana izao”, hoy i Line, mpamboly sy mpamokatra avy any an-toerana raha nantsoina tamin’ny finday, omaly. Mahatratra 3500 Ar hatramin’ny 4500 Ar ny kilao eny amin’ny mpivarotra antsinjarany raha eto Antananarivo. Manodidina ny 2500 Ar hatramin’ny 3000 Ar kosa izany […]
Manjaka ny asan-jiolahy any Toamasina : mety hiaka-bidy ny zavatra ilaina andavanandro PPN
Mifamahofaho ny lafiny famatsiana entana eto Toamasina. Mitaky ny hahalalana ny marina momba ny famonoana ilay teratany indianina ny mpandraharaha namany. Mety hisy ny ankivy hataon’izy ireo, tsy hahatongavan’ny entana ilaina andavanandro PPN. Mirongatra ny asan-jiolahy eto Toamasina. Manaitra ny fanjakana sy ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ny mpandraharaha karana, hijery haingana […]
Fampitaovana ny mpamonjy voina : miara-miasa ny CUA sy ny Frantsay
Nahazo fitaovana vaovao hanampy ireo efa ananany hoentina miatrika ny famonoana afo ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana. Fiaraha-miasa amin’ny fitantanana frantsay (SDIS 87 service Départemental d’incendie et de secours Haute Vienne) no nahafahana nisitraka ny fanamiana vaovao. Akanjo 617, pataloha 445, 14 kosa ny «parkas» ary akanjo fanao anaty […]
Loto any amin’ny lakandrano : misy akora simika mitera-doza ho an’ny fahasalamana
Nitondra fanazavana ny tetikasa Produir ny amin’ny maha zava-dehibe ny fanadiovana ny lakandrano C3 izay misy akony amin’ny fahasalamam-bahoaka. Fantatra tamin’izany fa ahitana karazana loto simika sy biolojika ny fotaka voatahiry ao anaty lakandrano. Rakotra fako mifangaro amin’ny fotaka anefa ireo singa notsongaina tao ireo. Mitondra loza eo amin’ny tontolo […]




