Mois : mars 2023

Nanondraka rano mangotraka ny vadiny : voasazy herintaona an-tranomaizana ilay lehilahy

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana an’ilay lehilahy nikasi-tanana sady nanondraka rano mangotraka ny vadiny tetsy Ambohi­miandra, ny volana feboary teo. Sazy mihatra herintaona an-tranomaizina. Ni­voaka omaly ny didim-pitsarana ho an’ilay lehilahy nanondraka rano mango­traka sady nikasi-tanana ny vadiny, nitaiza kely. Raha tsiahivina, may ny hodi-tava hatramin’ny faritry ny kibony, io no […]

Toamasina : fitakiana ny hanokafana ny tetikasa Volobe II

Nankalaza ny Andro ma­neran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa ny teto Toamasina, ny 15 marsa teo. Lohahevitra noraisina ny hoe « Fampi­za­kantenan’ny mpanjifa mankany amin’ny angovo madio ». Nandray anjara ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa teto Toamasina nohotronin’ny avy any Antananarivo. Anisan’ny nasongadin’izy ireo ny hanokafana ny famokarana herinaratra, ny tetikasa Volobe […]

Fanamboaran-dalana : atomboka eny amin’ny Agosthino Neto Isotry

Atomboka eny Isotry ny fanamboarana ny lalana simba rehetra eto Antananarivo ma­nomboka androany. Tapaka, noho izany, ny lalana Agos­thino Neto Isotry ka hatrany amin’ny Aigle noir. Tapaka tanteraka, araka izany, ny la­lana eo amin’io faritra io mandra-pahavitan’ny asa, araka ny fampitam-baovaon’ny fiadidian’ny tanànan’An­tana­narivo. Efa misy ny lamina napetraky ny tomponandraikitra […]

Montsana ny vidiny ambony indrindra : tafakatra 4.000 Ar ny kilaon’ny vary gasy

Araka ny notaterina teto omaly, nahatratra 11,5 % ny fidangan’ny vidim- piainana, ny janoary 2023 teo, araka ny tatitry ny FMI. Voaporofo sady mitohy izany ankehitriny, satria tsy mitsaha-mitombo isan’andro ny vidim-bary eto amintsika. Taitra ny rehetra ! Tsy mitsaha-mitombo ny vidim-bary eto an-toerana. Tafakatra 4.000 Ar ny kilaon’ny vary gasy […]