Mois : mars 2023

Tanàna amin’ny RN4 : nanentana ny mpifidy hisoratra anarana Ravalomanana

Nanentana ireo olom-pirenena mba hisoratra anarana anaty lisi-pifidianana ny filoha nasionalin’ny Tim, Rava­lomanana, tamin’ity herinandro ity. Anisan’izany ny ta­min’ny RN4, Mahitsy, Soa­niadanana, Ankazobe iny. Notsiahiviny fa mbola ambany ny tahan’ny fisoratana ho an’ny any amin’ny faritr’i Vonizongo iny ka nanentanany ny rehetra handeha any amin’ny fokontany. “Hama­rino ny anarantsika”, hoy […]

Rakotoarijaona Jerry: “Fitondrana Tetezamita no tadiavin’ny sasany amin’ny fikaonandoham-pirenena”

Amin’izao ankatoky ny fifidianana izao, mitaky ny hanaovana fikaonandoham-pirenena ny mpanohitra sasany. Maneho ny fijeriny ny mpandrindra ny vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires Malagasy (JPRM), Rakotoarijaona Jerry: “Ny tadiavin’ny sasany atao: ny fisian’ny manam-bintana mankamina fitondrana Tetezamita hahazoan-toerana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao? Rakotoarijaona Jerry […]

« The Voice » – « Euro Vision »: hisehatra eto Madagasikara i LudySoa sy Nathan!

Efa ela no niandrasana azy! Izao kosa vao ho tontosa ny seho izay hataon’ny Soa, misy an’i LudySoa sy Nathan, aty an-tanindrazana… Tsaroanareo ve, i Ludy­Soa sy i Nathan? Izy mianadahy ireto ilay nampientanentana ny fon’ny Malagasy manerana izao tontolo izao, nifaninana tao amin’ny “The Voice France” ny taona 2020. […]