Hotontosaina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fampisehoana goavana hataon’i Tayc, mpanakanto frantsay miangaly ny gadona R&B. Fampisehoana iarahany amin’ny mpanakanto kalaza malagasy. “Vonona ny mpikarakara hanome fampisehoana mendrika ny mpankafy sy ity mpanakanto iraisam-pirenena ity”, hoy i Vincent, solontenan’ny mpikarakara. Ankoatra ny fampisehoana, hisy ny […]
Mois : mars 2023
Fiarahamonina malagasy ankehitriny: nanjary « mora sanda » sy very hasina ny vehivavy
Nanaraka fatratra ny lamina voajanahary ny Malagasy. rehefa lahy, dia lahy. Rehefa vavy, dia vavy. Mifandraika amin’izany ny fizarana asa, andraikitra adidy, sns, eny anivon’ny fiarahamonina. Nirindra ny zava-drehetra satria nifameno ny tsirairay… Nitana ny toerana nametrahan’ny lamina voajanahary sy ny fiarahamonina izay ny vehivavy. Votsotra niandalana anefa izany… Tsy […]
Ligue des Champions : « Tsy ilain’ny PSG i Messi », hoy Rothen
Taorian’ilay fihintsanan’ny Paris Saint Germain FC (PSG), klioba Frantsay, nandritra ny lalao ampahavalon-dalana miverina ny «Ligue des Champions 2023» dia namoaka ny alahelony i Jérôme Rothen, mpilalao parizianina fahiny (2004-2009). “Tsy ilain’ny PSG ny manavao ny fifanarahana amin’i Lionnel Messi, lohalaharan’ny mpanjakan’ny «Ligue 1». Raha mbola milalao ao Parc des […]
Lomano-Vive l’Avenir : mpilomano 230 mahery no andrasana
Hetsika efa ahafantarana ny klioban’ny Saint Michel isan-taona, ny fifaninanana “Vive l’Avenir”, ho an’ny taranja lomano. Raikitra indray ny fifaninanana amin’ity taona 2023 ity, ka hotanterahina rahampitso sabotsy sy ny alahady izao, ny andiany faha-11, eny amin’ny ANS Ampefiloha. Manodidina ny 230 eo ny mpilomano andrasana, izay nanasana ireo klioba […]
Orange Pro League: lavon’ny CFFA ny Disciples FC
Notanterahina omaly, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, ny andro faha- 11, fifaninanana Orange Pro League ho an’ny kaonferansy atsimo. Lavon’ny CFFA Andoharanofotsy tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Disciples FC Analamanga. Miakatra eo amin’ny laharana faharoa amin’ity vondrona atsimo ity ny CFFA, manana isa 13. Raha hiverenana ny lalao, […]




