Mois : mars 2023

CUA – Tetikasa Sandratra : raisina an-tanana ireo vehivavy marefo…

Mifarimbona amin’ny fanohanana ireo vehivavy marefo ny orinasa maromaro miaraka amin’ny CUA amin’ny alalan’ny tetikasa Sandratra. Tanterahina ao amin’ny boriborintany I, III ary IV ny tetikasa Sandra­tra izay handraisana an-tanana manokana ireo vehivavy marefo, tokantena ary niala an-daharana tamin’ny fianarana. Fiaraha-miasan’ny kao­minina Antananarivo Reni­vo­hitra sy ny Aide et Action ary […]

Fikambanana Ranovory: mivoy ny haiady sy kolontsaina malagasy

Fikambanana mifototra amin’ny fandalana ny kolon­tsaina, ny fivoizana ny haiady malagasy ary ny zara hasina ny Ranovory. Toy ny fanao isan-taona, hisy ny fifampiarahabana noho ny taom-baovao malagasy, izay hotontosain’ny fikambanana ny 2 avrily ho avy izao, eny amn’ny INJ Carion, manomboka amin’ny 9 ora maraina. « Hanasanay ireo mpikambana rehetra, […]

Fankalazana ny faha-40 taona : hamelona ny tsiaro anaty seho miavaka i Poopy

Ny taona 1983 no nahenoana sy nahitana an-tsehatra voalohany an’i Poopy… Maro ny nitranga teo amin’ny lalany tanaty mozika nandritra izay, ka rariny raha homarihina amin’ny fankalazana manetriketrika izany. Seho goavana no homanin’i Poopy sy ny ekipany, ny 30 avrily izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Lapan’ny […]

Tolom-panafahana 1947 : ny vahiny no liana amin’ireo asa soratra

Hotontosaina ao amin’ny Espace Saint Michel, Paris, anio 31 marsa 2023, ny fampisehoana ny sarimihetsika “Fahavalo” sy ny fanolorana ny boky “Feux, fièvres, forêts”. Asa soratra roa samy mitantara ny zava-nisy nandritra ny tolom-panafahana 1947, ary samy nanaitra ny vahiny, indrindra ny tao Frantsa. Ny boky izay nosoratan-dRanja­noro Marie, raha […]

Dr. R. Fabrice – Kolo saina : « Ilain’ny fandriampahalemana  ny toe-tsaina Gasitsara »

Miteraka toe-tsaina vao­vao ny fanoloana ny anarana « Malagasy » ho « Gasi­tsara ». « Ny fandrenesana sy fampiasana io anarana io isan’andro, ampy hanova zavatra lehibe eo amin’ ny fiainan’ny Malagasy », hoy ny Dr. Randriamahe­nina Fabrice, mpitsabo sady mpandinika momba ny tantara sy ny fiarahamonina. “Rehefa tafapetraka ao amin’ny tsirairay ny toe-tsaina tia karokaroka, […]