Manome antoka amin’ny fangaraharan’ny fanatanterahana fifidianana ny governemanta. Mandeha amin’izany finiavan’ny governemanta amin’ny asa rehetra fanomanana fifidianana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, i Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, nivahiny tao amin’ny fandaharana “Invité Afrique”, RFI, omaly. Nampitomboana ny vola enti-manomana fifidianana, mitaha amin’ny fifidianana farany, taona 2018. Nampiana […]
Mois : mars 2023
Rabary Paul : “Efa tena latsaka lalina ny firenena matoa resahina ny sosialim-bahoaka”
Aiza ho aiza ny hoe sosialim-bahoaka amin’izao zotram-pifidianana izao? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina izay minisitry ny Fanabezanam-pirenena teo aloha, Rabary Paul: “Efa tena latsaka lalina ny firenena matoa resahina ny sosialim-bahoaka” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny mpanohitra amin’izao zotram-pifidianana izao? Rabary Paul (-): Toy ny eo […]
Zavakanto avy any avaratra: hitondra ny « Sakasaka » ny Compagnie Zolobe
Ny «Festival Zegny ‘Zo», no tena nampisongadina ny Compagnie Zolobe. Hivondronan’ireo mpanakanto marolafy, avy ao Antsiranana ity tarika iray ity. Efa aman-taonany maro no nitrandrahan’ izy ireo ny karazam-pampisehoana marolafy amina fotoana sy sehatra iray. Ankoatra ny “Festival Zegny ‘Zo” fanao any Antsiranana, mizara ny kantony amin’ny faritra hafa hatrany […]
« Concert classique de midi » : hanjaka « Recital de piano »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-137 ny «Concert classique de midi», karakarain’ny Madagascar Mozarteum sy ireo mpiara-miasa aminy. Hiavaka ny amin’ny talata 7 marsa izao satria ireo tanora nandrombaka ny laharana tsara indrindra tamina fifaninanana fahaiza-mitendry piano no hiaka-tsehatra manomboka amin’ny 1 ora tolakandro tsy diso, etsy amin’ny Institut français de […]
Aft Andavamamba : manomboka ny rantin’i Toni Haddad
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny Alliance française d’Antananarivo, Aft Andavamamba, ny fampirantina sary ataon’i Toni Haddad. “Voyages des déchets” no lohahevitra hovoizina mandritra ity hetsika ity. Fiaraha-miasan’ny Aft Andavamamba sy ny WHH Madagascar- Welthungerhilfe ary ity mpaka sary ity no nahatanterahana an’izao fampirantina izao. Mandritra ny 8 andro […]




