Maromaro ny toerana notsidihin’ny delegasiona malagasy tarihin’ny filohan’ny Antenimierandoholona (PS), Razafimahefa Herimanana, atsy amin’ny Nosy La Réunion, hikarohana fiaraha-miasa. Notsidihina ny foibe frantsay iraisam-pirenena mikasika ny fampianarana, fanofanana ny olom-boafidy, ny mpianatra, ny mpiasa ambony, ny fitantanan-draharaha, ny tanora mpiasa, sns. Eo koa, ny Conservatoire botanique de Mascarin (CBN), misahana […]
Mois : mars 2023
Anjozorobe : nohamafisina ny tagnamaron’ny fandriam-pahalemana
Mitohy ny hetsika hametrahana ny fandriam-pahalemena ataon’ny zandarimariam-pirenena avy ao amin’ny vondron-tobim-paritra Imerina Centrale. Afakomaly, nanentana ireo mponina avy ao amin’ny kaominina Andranomisa, distrika Anjozorobe ny mpitandro filaminana. Voaresaka tamin’izay ny tagnamaron’ny fandriam-pahalemana. Hetsika natao hisorohana sy hanafoanana ireo trangana fakana an-keriny eny ambanivohitra. Nitarika ny dinika tamin’izany ny kapiteny […]
«Direction des combattants nationalistes» : miahy ireo bekotro maroholatra niady ho an’ny fahafahana
Rafitra iray eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny Fitaleavana ireo mpiady tia tanindrazana na ny (DCN), etsy Analakely. Mpiahy ireo bekotro maroholatra niady ho an’ny fahafahana ary mikolokolo ireo vakoka mitahiry izany ity fitaleavana iray ity. Naorina taorian’ny tsirin-kevitra avy amin’Itompokovavy Gisèle Rabesahala, minisitry ny Kolontsaina tamin’ izany fotoana izany ny […]
Literatiora : mitohy ny velakevitra momba ny teny malagasy
Tanterahina ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ao amin’ny efitrano Dox, ny velakevitra momba ny teny malagasy. “Ny tsy fahafehezana ny teny malagasy ao anaty literatiora” io no lohahevitra hovelabelarina mandritra izany. Ratsimbazafy Heriarilala, mpandala ny teny sy ny literatiora malagasy no hitarika izany. Ny fikambanana famoloana Telozoro no mpikarakara. Hetsika tanterahina […]
Moto nifatratra tamin’ny kamiao : zandary sy miaramila namoy ny ainy
Mpitandro filaminana roa niara- namoy ny ainy tao Toamasina raha avy any Barikadimy, ny alatsinainy lasa teo. Nanao taingin-droa tamin’ny moto izy ireo ary nihazo ny lalana mahitsy Antanandava. Nahitana kalesa tsy misy jiro maro eny amin’ny arabe. Niala izany izy ireo ka nifatratra tamin’ ny fiara mpitatitra entana iray […]




