Mois : mars 2023

Depiote Randrianasolo Nicolas: «Tokony hamory ny mpanao politika ny FFKM»

“Ny FFKM no tokony hotenenin’ny fitondram-panjakana hiantso sy hamory ny mpanao politika”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny GJMP, tany Betroka, Ran­drianasolo Jean-Nicolas. Mia­raka amin’ny raiamandreny ara-drazana sy ny raiaman­dreny ara-tantara ny FFKM amin’izany. Rehefa tsy mety amin’ny fitondram-panjakana ny zavatra tenenin’ireo mpanao politika fa hita tokoa fa […]

Taombaovao etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto : mandrindra ny fifamezivezena ny ekipan’ny CUA

Miditra an-tsehatra sy mandray anjara amin’ny fandaminana ny fifamoivoizana ny polisy monisipaly. Man­drindra ny fiantsonan’ny fiara koa amin’izao fankalazana ny Taombaovao izao, tanterahina omaly sy anio etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahama­sina. Narahin’ny fanambarana izany ny amin’ny tsy tokony handalovana amin’ny faritra manodidina ny kianjaben’i Mahamasina. “Hialana amin’ ny mety ho […]

Fandaminana ny fifidianana: mitaky ny tenierana ny MMM

Anisan’ireo nisintaka, ni­voaka ny efitrano fivoriana teny Alarobia, afakomaly, ny avy amin’ny antoko Malagasy miara-miainga. Mazava ny nambaran’ny solontenan’izy ireo, ny Me Rakotomalala Rija momba izany. “Tokony hapetraka sy faritana tsara ny fandaharam-potoana ka eken’ ny rehetra sy iarahana tapahana vao miditra amin’ny fi­tsirihana ny rindrambaiko momba ny lisitry ny […]

Fiahiana ara-tsosialy : nandresy tamin’ny fifaninana Ravalison Lira Mejatiana

Nandresy tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny Cipres (Conférence Interafri­caine de la prévoyance sociale), ny novambra teo, i Mada­ga­sikara. Niompana tamin’ny fampiroboroboana ny fiahiana ara-tsosialy eo anivon’ny fi­renena 17 mpikambana ao amin’ny Cipres ny fifaninanana. Nandrom­baka ny laharana faharoa tamin’izany Ravalison Lira Mejatiana, Malagasy nandray anjara. Natolotra omaly, tetsy amin’ny foibe Cnaps (Caisse […]